DAX FC Tena izy

DAX FC Tena izy

Share

Dax fc Ambohimanarina🇲🇬

Photos from DAX FC Tena izy's post 27/05/2026

Tsy misy tezitra. Faly fona ny eny ankianja ,
Sary ny androany alarobia 27 Mai 2026
Sabotsy 30 Mai aminy 9 ora maraina ny fanazaratena hoany izay category tsy mande any Aminy futsal. Tongava mintsy fa le tantaraina ko tsy tsara. Dax fc Mbola mandray ankizy fona Daxido ArohasinaMusumica Dax ArohasinaRnt LeonieZo TahianaAaron Fanantenana AndrianampoinaAction pour le développement d'AmbohimanarinaDomoina Rindrasoa RasolonomenjanaharyWorld Cola Madagascar⚽️🙏❤️⚽️🙏❤️

Photos from DAX FC Tena izy's post 26/05/2026

Salam daholo fanazaratena rahapitso alarobia 28 Mai 2026 aminy 2 ora tolakandro. Eny aminy terrain mahazatra antsika. Aza adino badge sy ny rano rankizy a .
Dax fc Mbola mandray ankizy hatrany
0348067664 raha mila fanazana fanampiny , Daxido ArohasinaMusumica Dax ArohasinaRnt LeonieAaron Fanantenana AndrianampoinaZo TahianaAction pour le développement d'AmbohimanarinaDomoina Rindrasoa RasolonomenjanaharyWorld Cola Madagascar@

Photos from DAX FC Tena izy's post 23/05/2026

Mankasitraka any pro taminy fandraisana fa tena Mafinaritra be ny Androany…….. ialana tsiny ny fahatarana ny fanombohana ,Daxido ArohasinaMusumica Dax ArohasinaRnt LeonieAaron Fanantenana AndrianampoinaZo TahianaAction pour le développement d'AmbohimanarinaZo TahianaDomoina Rindrasoa RasolonomenjanaharyWorld Cola Madagascar

Photos from DAX FC Tena izy's post 21/05/2026

Sary ny omaly Alarobia Mafinaritra fona.
Match amical ny sabotsy 23 mai 2026 ,
Aminy 3 ora tolakandro, eny aminy kianja ny annex barea mahamasina .
Tsy misy fanazarantena ny maraina fa eny izany rankizy miona aaa.
Dax fc Mbola misokatra hoany rehetra izay maniry ny hiditra aminay…..
0348067664. Ra mila fanampiny mpanazavana .Daxido ArohasinaMusumica Dax ArohasinaRnt LeonieAaron Fanantenana AndrianampoinaAction pour le développement d'Ambohimanarina

Photos from DAX FC Tena izy's post 18/05/2026

Salama rankizy a . Entrenement mercredi 20 mai 2026 , eo aminy kianja mahazatra antsika aminy 2 ora manomboka…. Mitondra dia aza adino ny fitaovana, Dax fc Mbola mandray ankizy hatrany .
4 taona hatramin’ny 17 taona.
0348067664 ra mila fanazavana fanampiny ,
Misaotra sahady ooooooDaxido ArohasinaMusumica Dax ArohasinaRnt LeonieZo TahianaAaron Fanantenana AndrianampoinaAction pour le développement d'AmbohimanarinaDomoina Rindrasoa Rasolonomenjanahary

Photos from DAX FC Tena izy's post 14/05/2026

Sary n’y entrenement omaly alarobia ..entrenement manaraka ny sabotsy 16mai 2026 aminy 8 ora sasany . Tongava rankizy dia mitondra rano a.
Dax fc dia Mbola mandray ankizy hatrany ,
4 taona katramin’ny 17taona . Mirary soa daholo ❤️🙏⚽️Daxido ArohasinaMusumica Dax ArohasinaRnt LeonieZo TahianaAaron Fanantenana AndrianampoinaAction pour le développement d'AmbohimanarinaDomoina Rindrasoa Rasolonomenjanahary@

Photos from DAX FC Tena izy's post 09/05/2026

Mafinaritra ny androany. Faly ny ankizy ary hafapo ny ray amandreny tonga . Mankasitraka n’y spentana sy ny us pro taminy échange androany e.
Aleo ande fona ny sary r’ankizy a ony e. Dax fc okay…..Daxido ArohasinaMusumica Dax ArohasinaRnt LeonieZo TahianaAaron Fanantenana AndrianampoinaAction pour le développement d'Ambohimanarina
Mbola mandray ankizy hatrany izahay 4 hatraminy 15 taona 0348067664 ,!./

Photos from DAX FC Tena izy's post 03/05/2026

Sary ny omaly sabotsy , Entrenement mercredi 6 mai 2026 .
Aminy 14h eny aminy terrain mahazatra atsika ,
Ho fanomanana ny match amical eny aminy spentana alasora ny sabotsy 9mai 2026 . Manomboka aminy 9h maraina tsy diso .
Tongava ry ray amandreny manohana ny zana tsika a . Dax fc
Daxido ArohasinaMusumica Dax ArohasinaRnt LeonieZo TahianaAaron Fanantenana AndrianampoinaAction pour le développement d'Ambohimanarina@

Photos from DAX FC Tena izy's post 01/05/2026

Salut daholo oooo. Entrenement demain 2 mai 2026. . Eny aminy terrain mahazatra antsika ny 8h30 du matin ,
Aza adino mitondra carnet sy ny rano . Milay daholo isika oooo❤️🇲🇬⚽️Daxido ArohasinaMusumica Dax ArohasinaRnt LeonieZo TahianaAaron Fanantenana AndrianampoinaDomoina Rindrasoa RasolonomenjanaharyAction pour le développement d'Ambohimanarina@

Photos from DAX FC Tena izy's post 26/04/2026

Sary ny omaly sabotsy
Entrenement manaraka ny alarobia 29 April aminy 2 ora tsy diso .
Daxido ArohasinaMusumica Dax ArohasinaRnt LeonieZo TahianaAaron Fanantenana AndrianampoinaDomoina Rindrasoa RasolonomenjanaharyAction pour le développement d'Ambohimanarina@

Photos from DAX FC Tena izy's post 22/04/2026

Salama r ankizy a. Entrenement samedi 25 avril 2026 ,
8h30 eny aminy terrain atsika mahazatra ooo. . Hisaorana ianareo ankizy izay nahavita ny visite médicale androany .
Dia merci beaucoup anareo rehetra iany ko tamle cadeau fa tena milay nareo e .Daxido ArohasinaMusumica Dax ArohasinaRnt LeonieZo TahianaAaron Fanantenana AndrianampoinaDomoina Rindrasoa RasolonomenjanaharyAction pour le développement d'Ambohimanarina@

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Antananarivo
TANA101