05/06/2026
🚨🇨🇮🇫🇷Guéla Doué dia nanasahala ny isa ho an’ny Côte d'Ivoire nanoloana an’i France ⚽🔥
👀 Ary teo anoloan’ny rahalahiny Désiré Doué izany, izay tsy nahatana ny tsikiny ❤️
📸 Sary tena nahafinaritra mampiseho ny fifankatiavan’ny mpirahalahy na dia samy miaro firenena hafa aza 🇫🇷🇨🇮.
Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101
05/06/2026
🚨❤️💙 I florentino Pérez dia mikasa ny aka ny ray aminy vitinha sy Joaa Neves nefa
João Neves sy Vitinha dia TSY hiala amin’ny Paris Saint-Germain amin’ity fahavaratra ity ❌✈️
✅ Hijanona ao PSG izy roa 🇵🇹🔥
🗞️ Source : Djaameel_
Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101
04/06/2026
🚨✍️ Marc Casado dia mety hiala ao amin’ny FC Barcelona ary mankany amin’ny AS Monaco FC 🔴⚪
💰 Sarany: 23M€
✅ Efa vita ny conditions personnelles
📄 Ny Barça dia mitazona: 20% raha mivarotra azy any amin’ny club afa ny monaco 💰
🌍 Dingana vaovao ho an’ilay talent Masia ao amin’ny Ligue 1 👀
Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101
04/06/2026
🚨💰📈 Lamine Yamal no mpilalao lafo vidy indrindra eran-tany amin’izao fotoana izao, araka ny tombanan’ny CIES 😳🔥
🥇 Lamine Yamal — 343M€
🥈 Erling Haaland — 255M€
🥉 Kylian Mbappé — 201M€
4️⃣ Jude Bellingham — 153M€
5️⃣ Michael Olise — 137M€
🔥 Amin’ny faha-18 taonany monja, i Lamine Yamal no mitarika ny lisitra manontolo 💙❤️💎.
Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101
04/06/2026
🚨🤍💣 Ibrahima Konaté dia lasan'ny Real Madrid ✍️
📄 Contrat hatramin’ny Jona 2030 🤝🏿
🔥 Ho isan’ny recrue voalohan’i Florentino Pérez izy aorian’ny fifidianana 😳
⚪️
Ireto sahady no ekipa hazony Réal Madrid izay vodilaharana avokoa
Denzel Dumfries ➕ Ibrahima Konaté
Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101
03/06/2026
🚨✍️ Joško Gvardiol 🇭🇷 dia tsy manidy varavarana amin’ny fialana ho any amin’ny FC Barcelona na Real Madrid 😳
📄 Ny contrat-ny ao amin’ny Manchester City dia hatramin’ny 2028
Ary mbola tsy nisy prolongation natao 💰
🗞️ Source :MARCA
Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101
03/06/2026
🚨🤍✨Real Madrid dia namoaka ny maillot vaovao ho an’ny saison 2026/27 😳
🔥 Design vaovao, vibe classique sy élégant 🤍
ny hevitrao? 😏
Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101
03/06/2026
🚨📊Joan García dia heverina ho gardien espagnol tsara indrindra amin’izao fotoana izao 😳🇪🇸
🧤 Mihoatra an’i David Raya sy Unai Simón amin’ny:
▪️ Arrêts
▪️ Interceptions
▪️ Jeu au pied
▪️ Impact défensif
🏆 Na dia sélection 1 monja amin’ny Spain aza, dia:
🔥 Manana chance lehibe ho titulaire amin’ny Coupe du Monde 2026
🗞️ Source : SPORT
Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101
03/06/2026
Haneho hevitra kely momba ilay match barea omaly iny ny admin
Efa hita mazava moa fa ratsy ny vokatra ho antsika satria resy taminy hisa mavesatra isika🥲, Marary ilay izy fa ireny aloha no vita.
Maroc tompoko dia anisany ekipa mafy indrindra partout dans le monde fa tsy eto Afrique iany, top 10 classement eratany izy isika kosa 104 🇲🇬
Mazava bé raha nandresy izy satria joueurs any dia presque 1 er division sy Manao compétition européenne daholo fa nentsika dia 5 ém division, 4 em division, ect
Vitsy ireo milalao ao aminy 1 er division aminio tsy mahazo match ny akabeazany
Tsy tokony omena tsiny kosa ny mpanazatra fa nisy paikady tsara taminy fitazomanana baolina tao fa ilay joueur no tsy de tena compétent de very ho azy ilay baolina, tsy misy miracle tompoko ny kitra
Na ireny baolina maty voalohany sy faharoa ireny dia erreur anah joueur daholo satria tsy ampy match sady sous pression
I sandro tremoulet iany angamba no nandresy lahatra tao satria impressionné bé izy omaly izay
Betsaka no nanakihana oe tsy mahay sy vendrana kanefa jerena iany le niveau oe mitovy sa tsy mitovy fa tsy faly fotsiny anakihana
Hita fa niady sy natoky tena isika fa izay le kitra, Zay le oe Que le meilleur gagne
Zay fa bonne journée daholo🇲🇬
Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101
03/06/2026
🚨💣 HERE WE GO!
Real Madrid dia efa nifanaraka tamin’i Denzel Dumfries amin’ny conditions personnelles ⚪️
💰 Handoa ny clause 20M€ amin’ny Inter Milan izy ireo
🔥 Midika izany: HO TONGA i Dumfries ! 🇳🇱
Niasa mangina tao koa n'y réal Madrid taminy ity, ity no recru voalohany ho any réal Madrid taminy ity mercato ity
Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101