IVATO 105 VTT

IVATO 105 VTT Nature | Sport | Aventure

02/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Stephan Ny Hasina Natenaina, Nekena Kennedy, Nïrïñã Fy, Maruis Razakasoa, Idealy Nomenjanahary Rivo, Zandry Gasy

Ndao ndray Ary!! randonnée akaiky ,"randonnée fa tsy course "natao ho an'ny rehetra !! Alahady 30 Aogositra 2026 izao!! ...
25/08/2026

Ndao ndray Ary!! randonnée akaiky ,"randonnée fa tsy course "natao ho an'ny rehetra !!

Alahady 30 Aogositra 2026 izao!!

Fiaingana amin'ny 7h30 eo amin'ny Rond point BANI Ivato!! Tongava ....☺️☺️☺️💪💪🚴🚴🚴
-------
🇫🇷
C’est reparti !! 🚴💪
Une randonnée proche de chez nous, une randonnée et non une course, ouverte à tout le monde !! ☺️☺️
📅 Dimanche 30 août 2026
🕢 Départ à 7h30
📍 Rond-point BANI Ivato
Venez nombreux !! ☺IVATO 105 VTT?Cours Manambina OfisialyaAsmAuto-école Innovation MahitsynPapeterie d'éléganceeterie d'élégance

18/08/2026

🇲🇬 Ivato 105 VTT — Rando Ampefy

Ivato → Chute de la Lily : 133 km 🚵‍♂️🔥

Tsy mora ny fanamby, lavitra ny lalana, fiakarana, fidinana …💪
Fa noho ny finiavana, ny firaisankina ary ny herin’ny ekipa, vita ihany ny 133 km ! 🏁🔥

Rando iray tsy hay hadinoina, feno traikefa sy fahatsiarovana tsara. ❤️🚵‍♂️

Ivato 105 VTT

Efa vonona daholo ve☺️☺️? Eny afaka andro vitsivitsy sisa dia hanainga ho any Ampefy hiara-hamakivaky iny lala-pirenena ...
10/08/2026

Efa vonona daholo ve☺️☺️?

Eny afaka andro vitsivitsy sisa dia hanainga ho any Ampefy hiara-hamakivaky iny lala-pirenena voalohany iny isika !!!

Mbola tsy Tara fa misorata anarana hatramin'ny 13 aogositra !!! Ity ny rohy hisoratana anarana Nasandratriniaina Fanah Jr. !!!

Zava-dehibe ny fanaovana "casque" ho fisorohana ny loza mba ho tonga soamatsara isika !!!

Tongava ary 15 & 16 aogositra izao!! Efa ireo anaty afisy ireo ny andinindininy rehetra!!

~~~~~~~~~~~
🇫🇷

Tout le monde est prêt ☺️☺️ ?

Oui, plus que quelques jours avant de prendre la route pour Ampefy, afin de parcourir ensemble cette magnifique Route Nationale 1 (RN1) !!! 🚴‍♂️🔥

Il n’est pas encore trop t**d ! Vous pouvez vous inscrire jusqu’au 13 août !!!
👉 Voici le contact pour l’inscription : Nasandratriniaina Fanah Jr.

⚠️ Le port du casque est très important afin de prévenir les accidents et de garantir que nous arrivions tous sains et saufs à destination !!! ⛑️🙏

📅 Rendez-vous les 15 & 16 août !
🔥 Venez nombreux partager cette belle aventure !

Toutes les informations et les détails nécessaires sont déjà indiqués sur l’affiche. 🚴‍♂️💪
Nature|sport|Aventure
AMPEFY RIDE 2026 — En route pour l’aventure ! 🚴‍♀️🔥

Auto-école Innovation Mahitsy , IVATO 105 VTT Cours Manambina Ofisialy As Papeterie d'élégance

Asabotsy 8 aogositra Sy Alahady 9 aogositra izao ito hetsika karakarain'ny Ligue Cyclisme Analamanga ito ho antsika mpan...
03/08/2026

Asabotsy 8 aogositra Sy Alahady 9 aogositra izao ito hetsika karakarain'ny Ligue Cyclisme Analamanga ito ho antsika mpankafy enduro Sy DownHill Ary XC ...Eny Ambohimanga, Amboatany ary Anovorano no hanatanterahana azy!! Tongava maro...

~~~~~~

🇫🇷

Ce samedi 8 août et dimanche 9 août, la Ligue de Cyclisme Analamanga organise un événement dédié à tous les passionnés d'Enduro, Descente (Downhill) et XC .

Les compétitions se dérouleront à Ambohimanga-Amboatany et Anovorano.

Venez nombreux encourager les participants et partager votre passion du VTT !

J-14 ... Ndao Ary !!! Efa ireo daholo ny andinindininy rehetra☺️☺️☺️!! Fanambitsika ny ho Tonga soamatsara any Ampefy!!!...
02/08/2026

J-14 ... Ndao Ary !!! Efa ireo daholo ny andinindininy rehetra☺️☺️☺️!! Fanambitsika ny ho Tonga soamatsara any Ampefy!!! Vonona ny fandraisana antsika any...🙏🙏🙏

Misorata anarana ato ary Nasandratriniaina Fanah Jr. alohan'ny 13 aogositra noho ny fandrindrana tsara ny diatsika....

~~~~~~~~

🇫🇷
J-14... C'est parti ! 🚴🔥

Toutes les informations sont désormais disponibles. ☺️☺️☺️

Dans seulement 14 jours, nous prendrons la route vers Ampefy ! Notre priorité est simple : arriver tous en toute sécurité. 🙏💪

Tout est prêt pour nous accueillir sur place. Il ne manque plus que vous !

Inscrivez-vous dès maintenant auprès de Nasandratriniaina Fanah Jr., avant le 13 août, afin de faciliter l'organisation de notre aventure.

Ampefy nous attend… À très bientôt sur les sentiers ! 🚵🌿

.

Famintinana ny "randonnée" 25/07/26 teny Ankafotra sy Morafeno Ary Antanetibe (ZAZAMANGA) Commune Rurale AMBATO Distrika...
26/07/2026

Famintinana ny "randonnée" 25/07/26 teny Ankafotra sy Morafeno Ary Antanetibe (ZAZAMANGA) Commune Rurale AMBATO Distrika AMBOHIDRATRIMO.

Nahafinaritra na mafimafy ny famitana azy!!
Mankasitraka an'i Andry FL tamin'ny fanomezana fikirizana hatramin'ny farany namitana ny randonnée, ny nandray anjara rehetra, ny Ben'ny tananan'ny Commune Rurale Ambato nanoro ny toerana Ary ny mponina teny Morafeno nandray ampifaliana ...

Fotoana manaraka Ride "AMPEFY" 15 sy 16 Aogositra 2026.

Misorata anarana dien'izao ity ny rohy Nasandratriniaina Fanah Jr.

~~~~~~~~~
🇫🇷

Résumé de la randonnée du 25/07/2026

Notre randonnée à travers Ankafotra, Morafeno et Antanetibe (Zazamanga), dans la Commune Rurale d'Ambato, District d'Ambohidratrimo, s'est achevée avec succès.

Une randonnée à la fois agréable et exigeante, mais nous avons réussi à aller jusqu'au bout !

Nous adressons nos sincères remerciements à Andry FL pour sa persévérance et son encouragement jusqu'à la fin de cette randonnée. Merci également à tous les participants, à Monsieur le Maire de la Commune Rurale d'Ambato pour nous avoir indiqué le parcours, ainsi qu'aux habitants de Morafeno pour leur accueil chaleureux.

Prochain rendez-vous : Ride "AMPEFY" les 15 et 16 août 2026.

Les inscriptions sont déjà ouvertes. Inscrivez-vous dès maintenant via le lien Nasandratriniaina fanah Jr 🚵💪



🛖🏞️🌄🚴

©️🎞️ Natanael Ranomenjanahary

Address

Ivato
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IVATO 105 VTT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category