22/05/2026
I anareo sisa no andrasana fa vonona handray anareo izay ato BIG’S GYM 🫡🫡🏋️🏋️
Lieu Itaosy terminus bus 🚌 193
Na koa hoe aret bus dale de aface banque bred misy pavé de mitsofoka de aloha kely ny👌
Mitongava ary mikotrana e, fa efa natao zakany rehef ny séance Sy ny abonnement 😉
Herman Fataka
Jayonne Prayaze
Fabrise Robert
05/05/2026
👉 Jereo tsara ilay sary 1 fa efa misy kibo kely io dia betsaka ianareo no mitovy cas aminio no miteny hoe esorina ilay kibo dia mba mampiakatra fessier avy eo !
Ny zavatra tsara ho fantatra raha nalana ilay kibo dia tsy maintsy manao deficit calorie na amin’ny alalan’ny kotrana na sakafo na kotrana sy sakafo , izany hoe misy calorie arina mba hahafahana manala ilay kibo !
Ilay hoe mampiakatra fessier maka forme indray mila mampiditra calorie mihoatra mba hahafahan’ny vatana mitombo (recuperation + construction musculaire )
👉Fehiny , jereo ny sary fa mbola mijanona eo ilay kibo amin’ny sary 2 , ka raha ilay sary 1 ny Cas anao tonga dia prise de masse atao dia miezaha fotsiny manao sakafo tsara fa rehefa miakatra ny lanja anao sy ny masse musculaire anao dia miala ho azy io kibo io
-Satria , rehefa mitombo lanja dia mitady filàna mihoatra noho ny teo aloha ny vatana ka raha tsy mampiditra mihoatra intsony ianao dia izay reserve d’energie stocké no ampiasainy
-Rehefa miakatra ihany koa ny masse musculaire dia mikoriana tsara ny Rà , iny Rà mikoriana tsara iny manampy tsikelikely ny vatana ho sarotra hipetrahan’ny tavy , izay no antony anaovana abdo tsy ilay exercice abdo no manala tavy fa manao abdo mba iakatra ny masse musculaire abdominal ary hikorina tsara kokoa ny Rà dia iny no manampy manala tavy !
👉Aza adino ny olona manao prise de masse dia mila manao cardio lisse 2 na 3 fois par semaine ( la marche , velo, rameur …. ) fa tsy Hiit ( exercice ambony intensité mandreraka be manao perte de muscle )
Mitongava aty aminy BIG’S GYM
fa ahita vokatra tsara enao!🥰
Herman Fataka
Henri Maximin
Jayonne Prayaze
Fabrise Robert
28/04/2026
Happy birthday to you BIG🎉🎉
Henri Maximin Robert
Henri Maximin