26/11/2025
Encore Encore les Gars🥳😍😋⚽
2eme Journée
🆚 JAMAIC
"Fandresena no tanjona"
Mifandray amin'ny tanjona, tsy mijanona amin'ny dingana iray. Fandresena no tanjona���
26/11/2025
Encore Encore les Gars🥳😍😋⚽
2eme Journée
🆚 JAMAIC
"Fandresena no tanjona"
31/10/2025
Amin'ny alahady izao ny fotoana ary any Antanifotsy any ny fotoanatsika✊⚽
Tohano ny ekipa fa ianareo no herinay💪🏻💪🏻
Amboary dieny izao fotsiny ny programme, dia araho hatrany ihany koa ny pejy ahitanao ny tohiny⏳✅
-Asao ny namana hanaraka ny pejy📈💬✅
-Asao ireo namana ho tonga amin'io fotoana io✊⚽⏳
"Fandresena no tanjona"
06/08/2025
Amin'ny alahady indray ny fotoana ary
🆚 RN7 STAR
🏟 Kianja Notre Dame de Lourde Ambatomiady
Efa vonona ny ekipa fa nareo sisa no endrasina
13/07/2025
Tafakatra amin'ny ampahefa-dalana isika
Mitohy ny lalan'ny ASBA amin'ny dingana manaraka.
Mankasitraka antsika mpilalao nanome izay tsara vitatsika.
08/07/2025
8eme De FINALE
Amin'ny alahady ny fotoana ary
📅 13 Juillet 2025
🆚 Tafaray
🕧 15h00min
Ndao amizay ary fa efa vonona tanteraka na ny andaniny sy ankilany fa ianareo mpanohana sisa no andrasinay
Tongava ary dia tohano ny ekipa
Fandresena no tanjona
01/07/2025
Qualifié en 8ème de final
Amin'ny 13 indray ny fotoana ary
Asba vs Tafaray
29/06/2025
Resy teo amin'ny tir au buts ny ekipatsika. Tsy kivy anefa isika fa miezaka fa mbola maro ny lalao izay ho atao.
27/06/2025
Amin'ny alahady ny fotoana e. Demi-final izay atao hoe lalao izay iandrasan'ny mpanohana ny ekipa. Efa vonona izahay ny hanome ny tsara indrindra avy aty aminay. Fandresena no tanjona
01/06/2025
Resultat du match
ASBA 2 - 1 RN7 STAR
27/05/2025
📣𝙇𝙖𝙡𝙖𝙤 𝙥𝙧𝙤𝙣𝙤𝙨𝙩𝙞𝙘 RN7 STAR 🇲🇬 𝙫𝙨 ASBA🇲FC ASBAMahazoa loka 🎁Avy aty aminay 🔥
FC ASBA fe𝙥𝙚𝙩𝙧𝙖 𝙛𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙞𝙨𝙖𝙣𝙖 𝙖njar𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙡𝙖𝙡𝙖𝙤⛔️
✅Asio J'aime ny Pejy FC ASBA
✅Mentionné-o ny namanao 5 hilalao miaraka aminao
✅ Inviteo ny namanao hi'abonnée ny page dia asina capture ao amin'ny commentaire fa n'invité ianao
✅ Partager-o "𝗲𝗻 𝗺𝗼𝗱𝗲 𝗽𝘂𝗯𝗹𝗶𝗾𝘂𝗲" ity publication ity sy groupe
Alahady amin'ny 12 ora ny faran'ny lalao
⚽Izay olona iray mahita ny valiny marina dia ho atao fisarihana ny Alahady hariva⚽
🎁LOKA: Credit 1000ar🎁
❌Tsy manankery ny "commentaire modifier"❌
12/05/2025
Voka-dalao omaly 11 Mai 2025