20/04/2026
aza tara ary fa efa mande ny partage connexion eto antsinanatsena ,Tsena sabotsy
raha efa mahita ilay reseau WIFI ZONE
dia afaka mampiasa avy hatrany ,raha faible ny reseau dia mampiasa répétiteur
raha alavitra dia mila mampiasa capteur
- 70 000ar dia illimité pour 4 appareil
-20 000ar ny 100giga
- 40 000ar ny 200giga
mety tsara ho anao nieritreritra anao vente en ligne sy asa en ligne ity raha ety am manodidina ny tsena sabotsy sy antsinanatsena
afaka mandalo manontany raha mila fanazanavana misimisy