Ry namana sy Havana rehetra tsy ankanavaka sy ny mpiara-miombon'antoka amin'ny Cycle Madagascar Momotas.
Hery sy Fampiononana lehibe ho anay ny fankaherezana nasehonareo, na ny tonga nanotrona na ny tsy tonga izay hita fa nampahery na tamin alalan teny na Vavaka.
Misaotra betsaka anareo rehetra tamin'ireo mariky ny firaisankina maro izay nasehonareo, amin izao izahay anaty alahelo lalina izao.
Misaotra indrindra tompoko, Jesosy anie hamaly azy fa tsy ho voavalinay
Hary sy ny Fianakaviana ary ny Mpiara-miasa ato amin´ Cycle Madagascar Momotas.
Liebe Geschäftsfreunde und Partner von Cycle Madagascar Momotas.
Für die Anteilnahme beim plötzlichen Tod von Klaus bedanken wir uns sehr herzlich.
Es war ein großer Trost für uns, zu erfahren, welche Wertschätzung ihm entgegengebracht wurde.
Ihnen allen vielen Dank für die vielen Zeichen der Verbundenheit.
In tiefer Trauer
Hary Familie und Team.
Chers amis et partenaires de Cycle Madagascar Momotas.
Nous tenons à vous remercier pour votre sympathie lors du décès soudain de Klaus.
C'était une grande consolation pour nous de savoir l'appréciation qu'on lui témoignait.
Merci à tous pour les nombreux signes de solidarité.
Dans un profond chagrin
Hary Famille et Team.
Dear friends and partners of Cycle Madagascar Momotas.
We would like to thank you very much for your sympathy in the sudden death of Klaus.
It was a great consolation for us to know the appreciation shown to him.
Thank you, for the many signs of solidarity.
In deep sorrow
Hary , Family and Team.
VTT MTBike varotra piesy sy fikarakarana
VTT MTB vente, pièces et service Adresse:
Lot 0910 C455 Mahafaly Vatofotsy.
Avaratra ankavanan Kamafa raha avy any atsimo ianao, misy lalantany, mandeha mahintsy hatrany, 350m eoeo miala ny arabe, dia vavahady fotsifotsy amin ankavanandalana izy no vavahady fotsifotsy voalohany indrindra ho hitanao.
06/12/2021
A vendre
Cube Attention, 30 vitesse, Shimano Deore ou mieux, cadre 15“, 17“, 21“, jante 29“, fourche hydraulique Rock Shox 100 mm, SAV un an, lieu Antsirabe, prix 3 000 000 Ariary, 034 21 262 23
09/01/2021
Matching are a good . Important as .
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antsirabe
110
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 12:00 |
| 14:00 - 17:00 | |
| Tuesday | 09:00 - 12:00 |
| 14:00 - 17:00 | |
| Wednesday | 09:00 - 12:00 |
| 14:00 - 17:00 | |
| Thursday | 09:00 - 12:00 |
| 14:00 - 17:00 | |
| Friday | 09:00 - 12:00 |
| 14:00 - 17:00 | |
| Saturday | 09:00 - 12:00 |