Ravintsara Garden

Ravintsara Garden

Share

Aire de loisirs (pique-nique,jeux pour enfants,sport...etc)
0349372635
[email protected] Respect de l'environnement

Photos from Ravintsara Garden's post 24/03/2025

LUNDI DE PAQUE, MISOKATRA HO ANTSIKA NY RAVINTSARA GARDEN,HISY CONCOUR PETANQUE,HISY KILALAO IARAHANA.MANASA ANTSIKA HO TONGA MARO

Photos from Ravintsara Garden's post 27/03/2024
Photos from Ravintsara Garden's post 27/03/2024

💖💖Lundi de Pâque 2024💖💖
👉 Efa nisafidy toerana fitsangatsanganana ve ianareo?😊
😍
👉RAVINTSARA GARDEN👈
👉Toerana fitsangatsanganana mety manontolo,fikambanana,namana,mpiara-miasa,zay tia manao shooting....sns
👉Aiza mo izany?
👉miala kely ny ville(ANTSIRABE),(Bemasoandro juste ampitan'ny fiangonana Catholique Bemasoandro Andranomanelatra PK 14.
👉Toerana milamina,tsotra,mahafinaritra,mety tsara ho an'izay te hiova rivotra hisitaka kely ny rotoroto.
👉 Te hampifaly ankizy? Tongava fa malalaka tsara ny toerana sady misy kilalao mahafinaritra(balançoires ,kilanjakilanja,baby foot,billard...sns)
👉Izay tia voninkazo koa tsy adino afaka mijery soa aman-tsara fa misy ato amin'ny Ravintsara Garden 😍😍
👉 Misy terrain de pétanque malalaka be
👉Afaka manao privatisation zay tia manao barbecue ny andavan'andro an,dia afaka manao grillade sy mahandro sakafo ihany koa
👉Feu de camp👍👍
☝PRIVATISATION PLACE(0349372635):
-sortie associative,évènement familial, barbecue party,formation,corporate,mariage...sns
😊Tongava ary e,miandry anareo izahay ato GARDEN😊
Fidirana 2000ar tompoko

Photos from Ravintsara Garden's post 07/10/2023

@ izao andro mafana izao,tongava maka rivotra,manao pique nique miaraka ,namana, mpiara miasa.Ravintsara Garden Bemasoandro Andranomanelatra.Malalaka tsara ny toerana,misy parking,akaiky ny RN7

Photos from Ravintsara Garden's post 20/05/2023

Faly ery ireo kilonga kely mpianatry ny Ankany Tsiriry ao Tsarasaotra tonga naka rivotra sy nanao pique nique tato amin'ny Ravintsara Garden ny 19Mai2023.
Mankasitraka ny tompon'andraikitra,ny mpampianatra ary ny Ray amandReny🙏🙏🙏🙏🙏 Manasa antsika izay te haka rivotra sy hisitaka ny rotoroto andavan'andro mba hiova rivotra aty aminay e faly foana izahay mandray anareo.

Photos from Ravintsara Garden's post 19/05/2023

Ravintsara Garden harivariva
Misokatra hatrany ho anao hitsangatsangana, hialavoly, haka rivotra
Toerana tsara, madio, mahafinaritra, misy verdure...

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

RN7
Antsirabe
110