07/08/2021
TENA MAFY LERY HATRETO AH!!!
MISY MANKAFY KOA VE LERY ATO π²π¬π²π¬π²π¬π²π¬
Football
07/08/2021
TENA MAFY LERY HATRETO AH!!!
MISY MANKAFY KOA VE LERY ATO π²π¬π²π¬π²π¬π²π¬
13/07/2021
Donan' ny samy henjana e!!
LA GALAXY De Rayan vs
MINNESOTA UNITED De Metanire
Ahoana ny hevitrao mpankafy???
10/04/2021
NAHAFINARITRA AHY NY NAHITA ITO TOE- TSAINA SY TENY NOENTIN' MATHYAS ITO
MANKASITRAKA ANAO SAHADY IZAHAY MPANKAFY
π²π¬π²π¬π²π¬ALEFA BAREA!!!
π²π¬π²π¬π²π¬ALEFA MATHYAS!!!
03/04/2021
MANAIKY VE IANAO FA IRETO OLONA IRETO DIA HITONDRA FANANTENANA HO AN' NY BAOLINA KITRA MALAGASY
π²π¬π²π¬π²π¬ALEFA BAREAπ²π¬π²π¬π²π¬
29/03/2021
IRETO MISY SARY MAHAFINARITRA KELY IFAMPIZARANA AMINTSIKA MPANKAFY NY KITRA MALAGASY
TIAVO SY ANKAFIZO FA IREO NY ANTSIKA, NY AN' OLONA TSY HOMENY ANTSIKA
π²π¬π²π¬π²π¬"ALEFA BAREA"
24/03/2021
π²π¬π²π¬π²π¬π²π¬π²π¬π²π¬
"Jour du match, jour du victoir"
"Alefa barea, alefa barea, alefa barea"
Iza daholo ny namako manohana nyekipam- pirenena Malagasy ato
π²π¬π²π¬π²π¬π²π¬π²π¬π²π¬
22/03/2021
π²π¬π²π¬π²π¬IZA DAHOLO NY NAMAKO MANANTENA FANDRESANA ATO!
ATAOVY HOE:"ALEFA BAREA"
20/03/2021
IZA DAHOLO NO MANANA FAHATOKISANA AN' AZY ATO
ALEFA BAREA!!! π²π¬π²π¬π²π¬
07/02/2021
RAHA MPITIA KITRA MALAGASY IANAO DIA IZA NO VODILAHARANA METY HAHASOLO AN' I THOMAS FONTAINE ARAKY NY HEVITRAO
π²π¬FANDRESENA NO TANJONAπ²π¬
MIRARY FAHASALAMANA HO AZY IANY KOA
23/01/2021
IZA NO TINAO HITONDRA NY LAHARANA FAHA9 AMIN' IZY MIRAHALAHY IRETO
AZA ADINO NEFA FA SAMY HIARO NY VONINAHIM- PIRENENA NO TANJONA ARY SAMY MALAGASY IREO
22/01/2021
IZY NO RAYAN RAVELOSON
ANKAFIZO FA IO NY ANTSIKA SADY NY AN' OLONA TSY HOMENY ANTSIKA
06/12/2020
Mino sy manantena isika fa hahita an' azy hanao io celebration io amin' ny volana Mars
Mety hasolo ny toeran' i FANEVA IMA N9 ve izy araky ny hevitrao?