03/02/2025
Ela2 tsika tsy niona ahh.
Am arrivage kapa gasigasy manitra be no ihaonantsika indray.😍🤤😱
Mandray commande izahay ahh.
Mafy tsara vita am cuir tsara be ny kapatsika.
Aza adino miantso ny namana hijery kapa sy hanaraka ny pagetsika.🏃♂️👀
23/01/2024
Robe mafatifaty kely.
Taille M
Prix 17 000ar ny iray.
19/01/2024
Coucou. Ireto indray ny kapakapa amin'izao andro avy orana izao. Mafatifaty kely. Araraoty ary.
24/10/2023
Ity indray ny parapluie avec torche manja be.
Prix 28 000ar
Antsirabe mandefa faritra.
10/10/2023
Veilleuse chargeable mihaja sady haingon-trano
Mazava tsara sady mitana ny batterie
Mety ho an'ny mpianatra sy ny délestage.
Prix 22 000ar
10/09/2023
Filtre à évier
Voasakana daholo ny potikanina rehetra.
Prix : 2000ar
Vaniala Malala Andrianantenaina
10/09/2023
Ra tiana tsy ho mora simba ny kiraro de sasao amin'ity brosse ity. Madio tsara nefa tsy mora simba.
Brosse à chaussure
Prix: 6000ar
Vaniala Malala Andrianantenaina
10/09/2023
Ity koa ny Fipetrahan'ny vilany mahamay.
Prix : 2500ar
Vaniala Malala Andrianantenaina
10/09/2023
Iza le ty makamaka sary anaty piscine na rehefa avy orana iny?
Atao anatin ity fotsiny ny phone de tsy lena.
Housse téléphone.
Prix : 8 000 ar
Vaniala Malala Andrianantenaina
10/09/2023
Tsy mila mitady olona intsony ikosika fa ity no vahaolana.
Brosse de bain.
Prix 7000ar
Vaniala Malala Andrianantenaina