Asfa Foot Racing Club

Asfa Foot Racing Club La fierté

Tapitra hatreo ny championnat, ratsy ny vokatra noho ny antony maro tsy tambo hisaina 🤐Misaotra an'Andriamanitra lehibe ...
28/08/2026

Tapitra hatreo ny championnat, ratsy ny vokatra noho ny antony maro tsy tambo hisaina 🤐

Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa tsy nitsanga menatra ny ankizy 🙏

Misaotra ny Coach anankiroa tamin'ny zavatra rehetra ❤️ ary misaotra antsika rehetra nanohana sy nitondra ambavaka 😘😘

Tsy tapitra hatreo akory ny foot fa nasiana vitamine Sea 😝🌊🌞 kely aloha

Alefa foana ASFA 🔥 💪🏼

Niady mafy fa mbola misy tsy ampy Betsaka ny zavatra mbola harenina Tsy tapitra hatreo ny foot fa mbola lava ny lalana 🙏...
24/08/2026

Niady mafy fa mbola misy tsy ampy

Betsaka ny zavatra mbola harenina

Tsy tapitra hatreo ny foot fa mbola lava ny lalana 🙏🏼

Niondrika tamin'ny isa 3-0 ny ASFA 😥

Vonona hatrany

ASFA LA FIERTÉ

4è journée championnat national U17  🗓️ 24/08/20026⏰14h30ASFA vs As Ste Anne Stade RabemananjaraVictoire à tout prix 🙏🙏💪...
24/08/2026

4è journée championnat national U17

🗓️ 24/08/20026

⏰14h30

ASFA vs As Ste Anne

Stade Rabemananjara

Victoire à tout prix 🙏🙏💪🏼💪🏼🔥🔥

Alefa letsy zandry kely a

Asfa la fierté

Filaharana vonjy maika tao aorian'ny lalao mandroso :✅Sotema 9pts✅Ste Anne 6pts✅ASFA 3pts🔥✅Antanimbary 0ptsHiroso amin'n...
23/08/2026

Filaharana vonjy maika tao aorian'ny lalao mandroso :
✅Sotema 9pts
✅Ste Anne 6pts
✅ASFA 3pts🔥
✅Antanimbary 0pts

Hiroso amin'ny lalao miverina manomboka rahampitso ary manantena sy mino isika fa hitohy ny fandresena.

Efa hita ny lesoka ka hanatsara filalao hazahoana fandresena 💪🏼

👉🏼Marihina fa ny 2 voalohany no tafiakatra amin'ny dingana manaraka

Alefa ASFA fa vita io 🙏🏼

Misaotra antsika rehetra ihany koa manohana sy mirary soa ho an'ny ankizy ❤️

Voka dalao anioASFA 4-1 FC Antanimbary Tsara ny lalao ary mikatsaka  ny  fandresena hatrany  🔥🔥 Alefa ASFA 🔥 🔥
22/08/2026

Voka dalao anio

ASFA 4-1 FC Antanimbary

Tsara ny lalao ary mikatsaka ny fandresena hatrany

🔥🔥 Alefa ASFA 🔥 🔥

Dernier match allerASFA Vs K2FC Antanimbary🗓️ Samedi 22 août 2026🕐13h00 stade Rabemananjara  Alefa ASFA , vitanareo, vit...
22/08/2026

Dernier match aller

ASFA Vs K2FC Antanimbary

🗓️ Samedi 22 août 2026

🕐13h00 stade Rabemananjara

Alefa ASFA , vitanareo, vitantsika io 🙏🏼 🔥⚽

Sitraka sy telina no atolotra anao honorable Namana Désiré "Député Antsirabe I" tamin'ny fanampiana sy ny fanohanana ny ...
21/08/2026

Sitraka sy telina no atolotra anao honorable Namana Désiré "Député Antsirabe I" tamin'ny fanampiana sy ny fanohanana ny ASFA, misaotra indrindra tompoko dia ho tahian'Andriamanitra

Resy 2 0 isika , niady bandy kely fa hita ny tsy fitoviana ara batana .Efa tany amin ny 77 mn vao nahafaty  baolina 1 ny...
20/08/2026

Resy 2 0 isika , niady bandy kely fa hita ny tsy fitoviana ara batana .Efa tany amin ny 77 mn vao nahafaty baolina 1 ny adversaire tokony sahala teo amin'ny 80 mn fa tsy matintsika ny baolina ,tokony nahatafiditra indray isika teo amin ny 83 mn fa tsy tafiditra ny baolina . 90mn niampy 1 ny baolina matin'ny adversaire .Isaorana ny mpilalao rehetra nanome ny rehetra avy any aminy ,ary mbola manana match 4 isika hanarenana

Alefa foana ASFA 🔥🔥🔥

Lalao anioSOTEMA CITY FC Boeny vs ASFA Vakinankaratra 💪🏼⚽Stade Rabemananjara 13h30Mafimafy ny ady fa vitantsika io🙏🔥🔥🔥Al...
20/08/2026

Lalao anio

SOTEMA CITY FC Boeny vs ASFA Vakinankaratra 💪🏼⚽

Stade Rabemananjara
13h30

Mafimafy ny ady fa vitantsika io🙏🔥🔥🔥

Alefa ASFA 🔥🔥⚽⚽

AS SAINTE ANNE 2 Vs ASFA 1Izay no vokatra azo ambara , mila ezaka sy fanarenana ny lesoka MISAOTRA anareo manohana hatra...
18/08/2026

AS SAINTE ANNE 2 Vs ASFA 1
Izay no vokatra azo ambara , mila ezaka sy fanarenana ny lesoka
MISAOTRA anareo manohana hatrany sy mampahery 🙏

Address

Lot 0906 E145
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Asfa Foot Racing Club posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category