04/10/2023
Ndao daoly Ary 👌👌👌
Cours de Danse de salon ,Danse Sportive, et Danse Latine , Antsirabe - vatofotsy
04/10/2023
Ndao daoly Ary 👌👌👌
04/10/2023
Faly miarahaba antsika rehetra indray ny tenako ,noho ny antony manokana Dia nitsahatra kely ny cours sy ny Club ,noho izany Dia manambara aho fa efa misokatra indray ny cours ,koa ho antsika mpianatra tato sy izay maniry ny ianatra danse de salon,sportive,latine Dia tongava fa ianareo sisa no endrasana .
Ho any izay maniry ny hianatra danse kosa Dia aza misalasala manoratra Mp aty amiko na miantso ny laharana 0345055855 (coach Shaggy)