19/01/2026
Nouveau club👌🤝
HOENTIKO RAPIDE 033 19 936 55
DOKERA SERVICE 034 56 718 96
19/01/2026
Nouveau club👌🤝
24/06/2025
🎆✨ LOCATION MANÈGE ANTSIRABE✨🎆
📸 Sary nalaina nandritra ny lanonana goavana niaraka tamin’ny drone!
Tongava mitsidika anay eny Gare Antsirabe – misy MANÈGE LEHIBE MAROMARO miandry anareo sy ny ankizy! 🎠
🎇 Misy ihany koa lalao arendrina sy jiro manjelanjelatra ho an'ny fety sy fialamboly tsy hay hadinoina!
📍 Toerana: Gare Antsirabe, en face carrefour, FARATSIHO ANTSIRABE II ko efa misy anh
📞 Tsy misy Réservation: 034 56 718 96
📲 Araho ny pejy Location Manège Antsirabe ho an’ny vaovao sy fety manaraka!
👉 Tongava maraina fa ho feno olona!
\
🇲🇬
01/06/2025
14/05/2025
DOKERA SERVICE – Mpanampy manokana amin'ny fitaterana entana amin’ny tanana eto Antsirabe
Tolotray :
Fitaterana tanana boaty (conteneurs)
Fitaterana fitaovam-pambolena mavesatra
Famindrana milina indostrialy
Fampidirana sy famoahana vokatra ara-pambolena (hatramin’ny 2 taonina)
Fitaterana tanana fitaovana marefo
Nahoana no mifidy an’i DOKERA SERVICE ?
Ekipa matihanina sy azo itokisana
Fitaovana feno sy manokana amin’ny fitaterana tanana
Vidiny mirary sy mora takarina
Serivisy haingana, azo antoka ary matihanina
Miasa eto Antsirabe sy manodidina
Antsoy izahay izao dia izao :
Laharana finday : 034 56 718 96
DOKERA SERVICE – Hery sy fahaiza-manao ho an’ny entanao !
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ranjarinelina Andriamiarisoa, Niraina Rasoamampionona
13/04/2025
Alefa les gars⚽️..
1/4 de finale IVORY
13/04/2025
🎊🎡Mamirapiratra i Antsirabe amin'ny "Manège"( grande roue) goavana!🎡
🔴🟡Andramo ny herinandro manokana amin'ny P***a eny amin’ny Kianjan’ny Fahaleovantena sy eo anoloan’ny Carrefour Market Antsirabe miaraka amin’ilay manège 14 metatra! 📣
🎢🎡Fihetseham-po, fahafinaretana, ary indrindra ny filaminana satria “Ny fahafinaretana sy ny fiarovana no laharam-pahamehanay🔔.
⁉️Te hitady vola any amin'ny toerana hafa ve ianao?
Mbola azo hofaina ho an’ny faritra hafa eto Madagasikara ny manège mirefy 6 sy 8 metatra! Réservez vite!
☎️Antsoy: 034 56 718 96
Location Manège Antsirabe
***a2025
Docker service 📞 034 56 718 96
06/02/2025
✨EFA MANDEHA NY CONTRAT SAO TARAIKY AMIN'NY SEMAINE DE PAQUES🤝🎡..EFA MAROMARO IHANY KO NY DATE VOARAY 2025 KA SAO TARA‼️‼️
Vous cherchez à animer vos événements ? ✨
Nous mettons à votre disposition plusieurs types de manèges et jouets pour petits et grands :
🎡 Grande roue
🐴 Cheval de bois
🚂 Petit train
🤸 Trampoline
📍 Disponible partout à Madagascar !
📍 Basé à Antsirabe
📞 *Réservez dès maintenant !
Tel: 034 56 718 96
⭐ Plaisir et sécurité, c’est notre priorité ! ⭐