26/08/2026
ABCA BODY Haltero BIRA
Ny ABCA dia club iray mivoy ny taranja Halterophilie,Body Building,Mas wrestling,et
Eto Antsirabe ,m
26/08/2026
26/08/2026
SARY ROA VANIMPOTOANA ROA SAMY HAFA ,
MILA FAHARENTANA SY DISCIPLINE NY KONTRANA ,
Tongava mitaiza tena aty amin ny ABCA GYM ,AMBOHIMENA,fa vonona hamaly ny hetahetanao izahay amin ny traikefa izay anananay
by COACH BLACK SOLID
07/07/2026
NY TENAKO COACH BLACK SOLID FONDATEUR NY CLUB ABCA DIA MANEHO FISAORANA FENO HOAN FEDERATION MALAGASY D HALTEROPHILIE ET DE MUSCULATION ET DU CULTURISME (FMHMC) TONGA NY FITAOVANA HOAN HALTEROPHILIE ,MITOHY NY ASA.
BLACK SOLID
05/06/2026
ireo solontena ny club ntsika nanatrika ny séminaire nationale des athlètes izay nokarakarain ny COM (COMITE OLYMPIQUES MALAGASY ) teto Antsirabe
FABIA SY FABIEN = HALTEROPHILIE
SY PAPATSY =MAS WRESTLING
ISAORANA NY MPIKARAKARA SY NY EKIPA NY COM
📸 indrana Com & Fabia
01/06/2026
ANISANY MANDRAY ISIKA ABCA AMIN ALALAN NY HALTÉROPHILE SY MAS WRESTLING TONGAVA MARO MANOTRONA SY MIJERY NY SABOTSY 06 JUIN 2026 MISY STADE TSIKA ENY HOANAREO LIANA TE HIANATRA SY HAKA TOROHEVITRA
REHEFA MANDROSO DIA MANDRESY
MIARAKA AMIN I COACH BLACK SOLID
14/05/2026
Izy 5 mianadahy ireto
Honorat
Fabia
Sabrina
Tahinasoa
Papatsy
Dia samy voahatso tao anaty ekipam pirenena ny fibatana fonjamby tamin ny JIOI 2023
VOKATRA ABCA
14/05/2026
Njiva zandrikely ny ABCA efa lasa coach Amin izao sady coach sportif izy no athlète haltérophilie ary coach de danse ihany koa
VOKATRA ABCA
09/05/2026
ANISANY MANANA SOLONTENA AO ANATY EKIPAM PIRENENA ,HADEHA HIARO NY VONINAHITR I MADAGASCAR ANY ÉGYPTE AMIN TARANJA HALTÉROPHILIE ISIKA ABCA,
Amin alalan i TIAVINA ANDRIAMITANTSOA FABIA
Allez y TIAVINA FABIA
Allez y TEAM MADAGASCAR
Merci FMHMC
Merci NATELO COMP
Coach BLACK SOLID
📸 indrana
09/05/2026
TONGAVA MIKONTRANA ATO AMIN ABCA AMBOHIMENA ANTSIRABE VONONA IZAHAY HANDRAY ANAO AMPITIAVANA BE
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antsirabe
110