14/05/2026
☄️☄️MAMA TAGANY vs PIT LEO
Tsara kosa ty lalao ho ataon' ny artiste sy ny inflienceur ity aa!
👉👉Fa hampiseo talenta amitsika koa ny FAX FC & FC RELEVE.
Tongava ety @ 3TV LOISIRS fa hanome fahafaham-po hoanareo ny ekipa !
08/05/2026
☄️☄️☄️Mitady toerana hilalaovana sy hialana voly ve ianao?
Mitady toerana tena tsara hifampizarana talenta aram-panatanjahantena ihany koa ve?
🏟️🏟️Terrain synthetique "3TV LOISIRS" Antsampanimahazo (Tombotsoa) dia vonona hanome ny tsara hoanao hatrany, koa miomana ary, tongava ety atoerana fa hoafapo ianao ! 🥅🥅
🅿️Ny parking ve? 👉tena en sécurité!
🚻Ny toilettes sy vestiaires ve?👉 Madio tsara!
Contact Tél: 038 96 483 97,
na koa midira message Privé ao amin' ny page 3TV LOISIRS
01/05/2026
🎉 Fetin’ny Asa – Misaotra anareo rehetra!
Mankasitraka indrindra ny fianakaviana Zo Herilala Rakotoarison.sy ny mpanjifa rehetra tonga nandalo androany! 🙏
Tena faly izahay nahita anareo nifaly, nilalao, ary nitsidika ny terrain synthétique. ⚽🏃♂️🏃♀️
Ho an’ireo mbola tsy nanandrana, aza misalasala — ny manaraka dia mety ho ianao sy ny fianakavianao! 🌟
21/04/2026
☄️☄️☄️“Aza avela handalo fotsiny ny herinandro! Ankafizo lalao ato amin’ny terrain synthétique ”3TV LOISIRS", terrain de foot synthétique et petanque
👉Reservation : midira message privé ato amin' ny pejy 3TV LOISIRS
Na koa antsoy ny 038 96 483 97.
18/04/2026
Ankafizo hatrany ny lalao ato amin'ny kianja 3TV LOISIRS.
Terrain synthetique
Antsampanimahazo / Tombotsoa .
Contact: 038 96 483 97
29/03/2026
Misaotra nankafy ny lalao teto amin' ny 3TV LOISIRS!
De mirarisoa ireto mpitsabo avy ao ami'ny AVE MARIA Antsirabe ireto izahay ahavita be amin' ny asa iandraiketany tsirairay avy!
Hoanao izay mitady toerana hilalaovana baolina kitra , na fianakavina na namana , na mpiaramiasa na ekipa, aza misalasala manatona na miantso !
3TV LOISIRS hanome ny tsara hoanao hatrany !
Tel: 038 96 483 97
26/03/2026
⚡⚡⚡Action tsy misy fetra
⚽⚽⚽ Miomana milalao
🧍🧍🧍tongava manofa
Misokatra hoan' ny rehetra !
Terrain synthétique 3TV LOISIRS ( 038 96 483 97)