Grand Tournoi De Défi Ambohimahazo

Grand Tournoi De Défi Ambohimahazo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Grand Tournoi De Défi Ambohimahazo, Sport & recreation, Parc de l'est, Antsirabe.

Salama daholo e,indro indray ary ny fandaharam- potoana antsika Amin'ny alahady hoavy izao e,manasa antsika mpankafy bao...
27/08/2026

Salama daholo e,indro indray ary ny fandaharam- potoana antsika Amin'ny alahady hoavy izao e,manasa antsika mpankafy baolina kitra mba hanoana ny equipetsika e
Mankasitraka indrindra tompoko o⚽⚽⚽🙏

Tsara hariva daholo e,tahak'izao indray Ary ny voka-dalao antsika androany 23 Aogositra 2026 e,mankasitraka antsika rehe...
23/08/2026

Tsara hariva daholo e,tahak'izao indray Ary ny voka-dalao antsika androany 23 Aogositra 2026 e,mankasitraka antsika rehetra e

Salama e,indreto indray Ary n'y programme antsika n'y lahady e,azafady indrindra ra maizmaizaina fa tsy eo Kely le télép...
19/08/2026

Salama e,indreto indray Ary n'y programme antsika n'y lahady e,azafady indrindra ra maizmaizaina fa tsy eo Kely le téléphone misy ny application famohahahana résultat sy programme mazava e,amny semaine mverina tsara mrepporter n'y rehetra isika e,oavokanay eto fona ny vokatra rehetra e,merci

Salama daholo e,toy izao ary n'y fandaharam-potoana antsika amny alahady ho avy izao e,ialana tsiny amny fahatarana Kely...
14/08/2026

Salama daholo e,toy izao ary n'y fandaharam-potoana antsika amny alahady ho avy izao e,ialana tsiny amny fahatarana Kely fa nisy raharaha naha raikitra Kely e,mankasitraka tompoko

salama e,tahak'izao indray n'y programme antsika n'y alahady ho avy izao e,tongava maro manohana ny equipetsika e
06/08/2026

salama e,tahak'izao indray n'y programme antsika n'y alahady ho avy izao e,
tongava maro manohana ny equipetsika e

Salama daholy e,toy izao indray ary n'y vokadalalao tamin'ny fanokafana n'y Grand tournoi de défi 2eme Edition tamin'ny ...
04/08/2026

Salama daholy e,toy izao indray ary n'y vokadalalao tamin'ny fanokafana n'y Grand tournoi de défi 2eme Edition tamin'ny Alahady 2 aogositra 2026 teo e,isaorana hatrany ianareo Tonga manohana n'y equipetsika e

Salama daholo e,inty ary n'y programme antsika ny alahady 02 août 2026 izao eny Amin'ny kianja AMBOHIMAHAZO e!Tongava ma...
31/07/2026

Salama daholo e,inty ary n'y programme antsika ny alahady 02 août 2026 izao eny Amin'ny kianja AMBOHIMAHAZO e!
Tongava maro indray ary manohana ny equipetsika amty 2 eme edition ity e

29/07/2026

Indro ary ilay vidéo ny tirage tsika e

Address

Parc De L'est
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Grand Tournoi De Défi Ambohimahazo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share