ππ₯ππ₯ππ₯ππ₯
Section Basket-ball Antsohihy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Section Basket-ball Antsohihy, Sports League, Antsohihy.
27/07/2026
Sary vitsivitsy nandritra ny TOURNOI 3*3 SOFIA izay nikarakarainy Lrbb Sofia (Ligue rΓ©gional de basketball Sofia).
District mpandray Section Basket-ball Antsohihy .
Partenaires officiels
MisΓ΄tra ho Antsika Jiaby. koa rendez vous tsika aminy le 10-16 juillet any βΊοΈπ.
20/07/2026
Andro vitsivitsy sisa de avy Raha ty e. Le 21 juillet farany fisoratana anarana. Hoanareo ze avy any aminy pΓ©riphΓ©rie (ANALALAVA, MAMPIKONY, PORT BERGER, BEFANDRIANA, MANDRITSARA, BEALANANA) ka te handray anjara. Aza misalasala fa efa misy trano natokana hivantana nareo ny eto Antsohihy. Miantsoa ny laharana finday 0344791704 Raha Mila fanazavana fanampiny fa vonona handray Anareo ny Section Basket-ball Antsohihy βΊοΈπ€π.
30/06/2026
Ny Basketball dia anisany Taranja misy mandritra ny TOURNOI ASCAL. Ka nisokafana taminy fomba ofisialy ny lalao TOURNOI ASCAL MEF ZONE NORD izay hatao ny 29 juin au 04 juillet eto Antsohihy.
π
ππ€ππ€ππ€ππ€
Click here to claim your Sponsored Listing.