Lohan'Sofia

Lohan'Sofia

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lohan'Sofia, Sport & recreation, 0388951669, Bealanana.

05/08/2025

๐ŸŽ‚Joyeux anniversaire ZL Alaรฟa ๐ŸŽ‚๐Ÿ’ž๐Ÿ’ž
Tsy adignonay ny miarahaba tsingerin-taona nahaterahanao izao ka zagnahary hanampy anao mandrakariva ๐ŸŽ‚
Mpadihy ato aminay izy ary miavaka ny fahaizany mandihy indrindraยฒ iz malaky mahay rehefa mianatra raha araiky ๐Ÿ’ž๐Ÿ™๐Ÿผ

15/07/2025

๐Ÿ’ช๐ŸพVaiavy Ecรฌ Minah Zanaka Ambatoriha Est ary mpandihy ato aminay๐Ÿฅฐ
Mahay mandihy mahay magnano kawitry ary mbola tsisy olo tsy cool ๐Ÿ˜Š
Tohizo le toetsaigny fa mahalosondavitry ๐Ÿ™๐Ÿพ
Hoela velona Lohan'Sofia ๐Ÿ™๐Ÿพ

30/06/2025

Vaiavy tia mitsikitsiky ary mampiavaka azy indrindra ny fahaizany mifandray aminologno ๐Ÿ˜Š Rayah Princesse
Agnisany mpandihy mavitriky ato aminay Lohan'Sofia izy ๐Ÿ’ž
Aza misalasala miantso laharagna raha misy fiarahamiasa topoko ๐Ÿ™๐Ÿพ
0325304989 / 0388951669

19/06/2025

Tahina Flaurent agnisany mpandihy ato aminy Lohan'Sofia mahay miraihina , tsotra ary managna ny maha izy azy manokana aminy fahaizana mandihy ๐Ÿ˜Š
๐Ÿ’žHoela velona Lohan'Sofia ๐Ÿ™๐Ÿพ ary aza misalasala miantso raha misy fiaraha miasa Num: 0325304989 / 0388951669

04/06/2025

๐ŸŽถMerci Lino Stable
LOHAN'SOFIA (Dance)

Photos from Lino Stable's post 18/05/2025

Mankasitrakeee ๐Ÿ˜ป

27/09/2024

๐Ÿ’ช๐ŸฝLOHAN'SOFIA ๐Ÿ‘Š๐Ÿฝ Mifankatia ๐Ÿ™๐Ÿผ
โค Zahay ny ato ๐Ÿ˜Š

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Bealanana?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

0388951669
Bealanana