Ravel Harden

Ravel Harden Pensez pour l'avenir

05/04/2024

Aza atao kara raha igny ayy.
Isaka izy avy mahinihiny aveo ndr3ky koa ts avy amzay olo jiaby amzay ilofagna

L 'agriculture est à la fois un metier mais aussi le business le plus rentable dans la vie quotidienne.Retenons, combien...
28/01/2024

L 'agriculture est à la fois un metier mais aussi le business le plus rentable dans la vie quotidienne.

Retenons, combien coûte une tomate ??

Promotion spéciale
24/01/2024

Promotion spéciale

🚨𝐁𝐥𝐮𝐞𝐥𝐢𝐧𝐞 𝐓𝐕 – 𝐏𝐫𝐨𝐦𝐨𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐬𝐩𝐞́𝐜𝐢𝐚𝐥𝐞 𝐂𝐨𝐮𝐩𝐞 𝐝’𝐀𝐟𝐫𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐍𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬.

Ho antsika izao mbola tsy manana décodeur Blueline TV, amin’ity CAN ity dia manao tolotra ho anao ny Blueline TV, 𝟓𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲 monja ny décodeur raha 90.000 Ariary teo aloha.

🌟 Marihana fa efa misy abonnement bouquet MAGIQUE iray volana maimaim-poana miaraka aminy ary 𝗦𝗔𝗡𝗦 𝗘𝗡𝗚𝗔𝗚𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧.

🌐Ny tolotra hahafahana mijery CAN moa dia 𝟐𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲 ny bouquet 𝐍𝐄𝐖 𝐖𝐎𝐑𝐋𝐃 𝐒𝐏𝐎𝐑𝐓 hahitanao ireo lalao rehetra mivantana ary amin'ny kalitao HD.

Eny amin'ny Blueline stores ary ny fotoana e ! 🕒

24/01/2024

Tu sais que cette écriture a une grande différence
Agriculture
agriculture

Avy raha ty fa manaova avy anao fa DJ SNIFF avy ao ayBillet tout à fait disponible
29/08/2023

Avy raha ty fa manaova avy anao fa DJ SNIFF avy ao ay
Billet tout à fait disponible

Aza misy manadino ho an'i TEAM AGRO💪 fa amaray fotoana 🕐ntsika fa hiatrika Demi-finale🕧 atsika eo @ belle rose ka tongav...
04/08/2023

Aza misy manadino ho an'i TEAM AGRO💪 fa amaray fotoana 🕐ntsika fa hiatrika Demi-finale🕧 atsika eo @ belle rose ka tongava manotrona ny ECOLE misy anao

04/08/2023

‼ #𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗥𝗢𝗡𝗔 𝗻𝘆 #𝗙𝗶𝘃𝗮𝘃𝗶𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝗮 𝟳 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗶𝗹𝗮𝘆 #𝘁𝗮𝗹𝗲𝗻-𝘁𝘀𝗲𝗸𝗼𝗹𝘆 𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗔𝗺𝗯𝗮𝘁𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮𝘇𝗮𝗸𝗮.
Tany Brieville Andriamena, nampidirin’ny talen-tsekoly 55 taona tao amin’ny fivavian’ny mpianatra vao 7 taona ny tanany rehefa avy nosorany menaka sy savony. Raha ny filazan’ilay renim-pianakaviana dia zazavavy 2 no nanaovany ny filan-dratsiny. Nataon’ny mpitsabo ny fizahana ka nisy tsiranoka nivoaka avy amin’ny fivavin’ilay zanany. Natolotra ny fampanoavana Ambatondrazaka ny nahavanon-doza ary nampidirina am-ponja vonjy maika.
-------------------------------------------------------------------
‼𝗨𝗻 #𝗗𝗶𝗿𝗲𝗰𝘁𝗲𝘂𝗿 𝗱'𝗲𝗰𝗼𝗹𝗲 a #𝗺𝗶𝘀 𝘀𝗲𝘀 𝗱𝗼𝗶𝗴𝘁𝘀 𝗱𝗮𝗻𝘀 𝗹𝗲 𝘃𝗮𝗴𝗶𝗻 𝗱’𝘂𝗻𝗲 élève 𝗱𝗲 𝟳 𝗮𝗻𝘀 𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗮𝘁𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮𝘇𝗮𝗸𝗮.
Un directeur d'école de 55 ans a mis ses doigts dans le vagin d'une élève de 07 ans après y avoir appliqué de l'huile et du savon. Après examen, les médecins ont confirmé qu'il y avait des pertes provenant du vagin de la fille. Portee aupres de la justice, l'enseignant a ete écroué provisoirement.

©Eric Tsiatengy
Sources L'Actu 7-7.mg

Sao de mb important
05/07/2023

Sao de mb important

Address

Lazaret Nord
Diégo-Suarez
201ANTSIRANANA

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ravel Harden posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ravel Harden:

Shortcuts

Share