๐‡๐š๐ขฬˆ ๐‹๐ฎ๐ง๐  ๐…๐ž๐ง๐ž๐ซ๐ข๐ฏ๐ž ๐„๐ฌ๐ญ ๐€๐ซ๐ญ ๐‰๐š๐ฉ๐จ๐ง๐š๐ข๐ฌ

  • Home
  • Madagascar
  • Fenerive
  • ๐‡๐š๐ขฬˆ ๐‹๐ฎ๐ง๐  ๐…๐ž๐ง๐ž๐ซ๐ข๐ฏ๐ž ๐„๐ฌ๐ญ ๐€๐ซ๐ญ ๐‰๐š๐ฉ๐จ๐ง๐š๐ข๐ฌ

๐‡๐š๐ขฬˆ ๐‹๐ฎ๐ง๐  ๐…๐ž๐ง๐ž๐ซ๐ข๐ฏ๐ž ๐„๐ฌ๐ญ  ๐€๐ซ๐ญ ๐‰๐š๐ฉ๐จ๐ง๐š๐ข๐ฌ ๐‡๐จ ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐€๐ฆ๐ข๐ญ๐š๐Ÿ๐šฬ€:(๐“๐š๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ฅ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฏ๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ๐ก๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ณ๐š๐ฏ๐š๐ง๐š!)
ใ‚ขใƒŸใ‚ฟใƒ•ใ‚กใธ โ€” ๅ…‰ใŒๆ”ฏ้…ใ™ใ‚‹ๆ–ฐใ—ใ„ๅคฉๅœฐใธใ€‚

Ny mahalava na mahafohy ny fiainan'ny zanak'olombelona dia miankina sy mifantoka @ zavatra tokana ihany, dia Ilay antsoi...
10/08/2026

Ny mahalava na mahafohy ny fiainan'ny zanak'olombelona dia miankina sy mifantoka @ zavatra tokana ihany, dia Ilay antsoina hoe fahasambarana..Mipetraka ny fanotaniana: inona marina no atao hoe tena fahasambarana??Dia tsorina etoana fa ny tena fahasambarana dia tsy materialy io fa zavampanahy izay ao anatintsika ao na ihany koa Ilay atao hoe fandriam-pahalemana anaty!!(satsang 09/08/2026; Ny Shinta)......

Un seinsai est un savant, un savant est un enfant survรฉcu dans l'adulte alors un seinsai est un enfant survรฉcu !!!La rel...
05/08/2026

Un seinsai est un savant, un savant est un enfant survรฉcu dans l'adulte alors un seinsai est un enfant survรฉcu !!!
La relation d'รฉquivalence!!

Ny fahamarinan'ny olombelona dia lanjain'ny sainy ka namoronany ny atao hoe lalร na. Mety ho tsara izany, satria  samy mi...
15/07/2026

Ny fahamarinan'ny olombelona dia lanjain'ny sainy ka namoronany ny atao hoe lalร na. Mety ho tsara izany, satria samy miezaka ny ho marina avokoa eo anoloan'ny lalร na isika rehetra. Nefa ny fahalalana ny lalร na dia miteraka toetsaina hoe " matoa misy ny lalร na dia natao ho dikaina izany" ; raha izay no miseho dia tonga maรฑana endrika faharoa ny fahamarinana!!Izay hamarinin'ny lalร na izany dia marina avokoa.....Tsy izany anefa ny marina fa izay navoakan'ny fanahy mifoha ; ary fehezin'ny zoro telo ho vatomizana dia ny LIBERTร‰, BONHEUR, ET AMOUR !!..Izany dia hiainana ao @ Mรฉditation ( Ny Shinta)

Ny fanahy mifoha ao @ mazavdia dia fototra ary manokatra lalana maro!!
12/07/2026

Ny fanahy mifoha ao @ mazavdia dia fototra ary manokatra lalana maro!!

Ny HaiLung Madagascar dia mirary asaramanitra ho antsika jiaby !!
25/06/2026

Ny HaiLung Madagascar dia mirary asaramanitra ho antsika jiaby !!

Un vrai pรจre tient toujours ses responsabilitรฉs et ses serments! HaiLung Madagascar vous souhaite une fรชte agrรฉable ร  to...
21/06/2026

Un vrai pรจre tient toujours ses responsabilitรฉs et ses serments! HaiLung Madagascar vous souhaite une fรชte agrรฉable ร  tous les pรจres !

Na inona na inona ny zavatra mitranga eo @ fiainana na tsara na ratsy dia handraiso lesona avokoa ary tsy tokony havela ...
20/06/2026

Na inona na inona ny zavatra mitranga eo @ fiainana na tsara na ratsy dia handraiso lesona avokoa ary tsy tokony havela handeha ho azy izany!!!fa ny zavatra ataonao androany dia tsingerim-piaianana rahampitso !!

Ny maharitra no tanjona sy lalana tsara indrindra !!tano mafy ary izay tsara hanagnanao!!
13/06/2026

Ny maharitra no tanjona sy lalana tsara indrindra !!tano mafy ary izay tsara hanagnanao!!

Ny zavatra rehetra mitranga dia misy antony avy koa!!tsy misy zavatra tonga tonga hoazy!!!
11/06/2026

Ny zavatra rehetra mitranga dia misy antony avy koa!!tsy misy zavatra tonga tonga hoazy!!!

Address

Fenerive

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐‡๐š๐ขฬˆ ๐‹๐ฎ๐ง๐  ๐…๐ž๐ง๐ž๐ซ๐ข๐ฏ๐ž ๐„๐ฌ๐ญ ๐€๐ซ๐ญ ๐‰๐š๐ฉ๐จ๐ง๐š๐ข๐ฌ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category