Basy atifikavana

Basy atifikavana

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Basy atifikavana, Sport & recreation, Lot:A312batiment Andrainjato Ftsoa, Fianarantsoa.

13/04/2020

Ankehitriny maro ireo manangana fiangonana hitadiavam-bola ; hizahozahoana sns ...Voatery nandray fepetra Andriamanitra ka nakatona ny trano fivavahana
Miady samy te ho lohany ao ampiangonana nefa ny fanompoana an'Andriamanitra sy ny iraka nasainy atao tsy tanterahina ,ary mifanenjika aminy fifanaratsiana ny fiangonana samy te hilaza hoe ny Andriamanitray ihany no tena izy sy marina .Maro ireo tsy mety mila arenina ka mila miova isika rehetra fa sao hihantra tanteraka amintsika ny fahatezeran'Andriamanitra fa mbola sationany kely indrindra zao covid19 izao .Kristianina tsotra ny tenako ka mahatsiaro manana adidy eto amin'ny fireneko.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Fianarantsoa?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Lot:A312batiment Andrainjato Ftsoa
Fianarantsoa
301