Miss île de Madagascar Amoron'i Mania 2023

Miss île de Madagascar Amoron'i Mania 2023

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Miss île de Madagascar Amoron'i Mania 2023, Sport & recreation, tanambao, Fianarantsoa.

14/05/2025

Efa disponible ny billets 🥰
@28 mai ao Socio-culturel FANDRIANA ary ny fotoana eee🎉
Tongava maro👑

05/04/2025

ÉLECTIONS 2ème ÉDITION MISS ET MISTER AMORON'I MANIA❤️

HOANTSIKA ETO FANDRIANA SY NY MANODIDINA😊
Efa misokatra ny fisoratana anarana hoan'izay liana sy maniry ny ho lasa Miss et Míster Île de Madagascar 👑

Hotanterahina eto DE FANDRIANA ny Élections 2ème ÉDITION Miss et Míster Amoron'i Mania 🥰

Inscription :038 81 424 65
Fb:Nomena Solofoson Andriã
afaka manoratra anarana eto

Afaka miditra mp izay mila fanazavana tompoko 🤗

Photos from Miss île de Madagascar Amoron'i Mania 2023's post 18/03/2024

Aza mifantoka be loatra amin'ny olana fa mahaiza manararaotra fotoana🫶fa io tombon'andro nao anio io tena manandanja loatra ka ankafizò❤️

Photos from Miss île de Madagascar Amoron'i Mania 2023's post 09/01/2023

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao ô🎉💖
Nahafinaritra ve ny fety 😁
Ndao hoe mba samy hiteny ny toerana nanaovany fety..💖

Aza miala lavitra fa efa ao ny programme Miss et Mister 💎💗

Efa miomakomana ihany koa hianareo izay liana fa efa hoavy ny volana avril ifidianana ny Miss sy ny Mister Amoron'i Mania 🎉💖

Mirary soa ô 🙏😘

16/11/2022

Miarahaba antsika rehetra ☺

Misaotra anareo tamin'ireo firarian'tsoa ❤
Efa vita ilay fifaninanana Nationaly nandraisako anjara 🎉
Ary resy teo famaranana isika Amoron'i Mania 💔
Zay no ezaka kely mba vitako 😘
Fa kosa mandritra ny heritaona maha Miss île de Madagascar solotenan'i Amoron'i Mania ahy ☺
Dia hiezaka aho hiasa sy hanao ny adidy izay vitako eto Amoron'i Mania 🎈

Photos from Miss île de Madagascar Amoron'i Mania 2023's post 28/09/2022

Tafiakatra Hiatrika ny dingana famaranana Nationaly Miss et Mister île de Madagascar ny tenako ❤
Miss Amoron'i Mania 💕

Eny Mahamasina ny toerana anatanterahina azy🎉

Ka tongava mp fa efa disponible ny billet tompoko 🙏

Mankasitraka hatrany 💕

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Fianarantsoa?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Tanambao
Fianarantsoa