13/07/2023
📖📖Aza lanina tsy misy dikany ny fotoananao fa andao isika hianatra...📖📖
👉Tsy mila mandany vola be vao hahay
🎄Koa hararaoty ary ry Ray aman-dReny fa izao no fotoana mety ho an'ny zanatsika..🎄
Mpampianatra tsotra sady mahay mandray ankizy no hampianatra ny zanatsika!