21/07/2026
Voka-dalao an'io 20 juillet 2026. Match retour: nanao ady sahala manoloana an' ni équipe tsika na dia nitarika aza izy ireo👏👏🔥
2 - 2
⚽Georgio (🎯Tsila)
⚽Zaref
Faly miarahaba anao ny KINTANA FC
Beravina Fahasoavana
21/07/2026
Voka-dalao an'io 20 juillet 2026. Match retour: nanao ady sahala manoloana an' ni équipe tsika na dia nitarika aza izy ireo👏👏🔥
2 - 2
⚽Georgio (🎯Tsila)
⚽Zaref
29/06/2026
Lalao manaraka Talata 30 juin 2026
🎮 kitana Fc vs Fahasoavana FC
🕛 11h-50min💫
🏟️ Semipi Beravina 🔥
23/06/2026
Voka-dalao an'io Talata 16 Juin 2026, nanao ady sahala tamin'ny FC TEMAMIA ny équipe tsika⚽
1 - 1
⚽ Faneva
21/06/2026
Lalao Miverina ny Talata 23 juin 2026
🎮 kitana Fc vs Fc TEMAMIA
🕛 11h-50min💫
🏟️ Semipi Beravina 🔥
21/06/2026
Mirary Fetin’ny Ray sambatra ho anareo, Coach sy Zoky Zaref hajainay. Mankasitraka indrindra amin’ny fanohanana, ny fitarihana ary ny ezaka rehetra ataonareo ho anay isan’andro. Ianareo dia toy ny ray manoro lalana sy manampy anay hahatratra ny tanjonay. Mirary fahasalamana, fahombiazana ary fahasambarana ho anareo sy ny fianakavianareo. Misaotra indrindra amin’ny fitiavana sy ny fahatokisana anay
16/06/2026
Voka-dalao an'io Talata 16 Juin 2026, nandresy ni équipe ni FC TEMAMIA ny équipe tsika👏⚽
3 - 2
⚽ Tsila
⚽ Georgio (🎯 paulin)
⚽ Faneva
13/06/2026
Lalao manaraka Talata 16 juin 2026
🎮 kitana Fc vs Fc TEMAMIA
🕛 11h-50min💫
🏟️ Semipi Beravina 🔥
13/06/2026
🎉 Arahabaina nahatratra ny tsingerintaona nahaterahana, Zoky Malala ZAREF! 🎉
Ny fianakaviana lehibe ao amin'ny Club Kinta FC dia mirary anao fahasalamana tsara, faharetana, fahombiazana ary fahasambarana amin'ny fiainana andavanandro.
Enga anie hitombo hatrany ny soa sy ny fitahian'Andriamanitra eo amin'ny fiainanao, ary hahita fahombiazana bebe kokoa amin'ny tetikasa rehetra ataonao.
⚽ Mirary taona vaovao feno fifaliana, fandresena ary fanambinana ho anao izahay.
🎂 Arahabaina nahatratra ny anniversaire-nao, Zoky Malala ZAREF! 🎂