ASUF - Université de Fianarantsoa- Football Club

ASUF - Université de Fianarantsoa- Football Club

Share

🎓 L'excellence sur le banc, la puissance sur le terrain. Suivez les actualités de l’équipe de foot de l’UF. Plus qu’une université, une équipe.

Plus qu'un sport, une famille.
🏟 Fier de représenter les couleurs de l'Université

03/05/2026

Nijanona teo amin'ny manasa-dalana ny dian'ny ekipatsika. Tsy ampy niakarana tany amin'ny lalao famaranana ny isa 2 izay azo tamin'ny lalao mandroso satria niondrika tamin'ny isa 1-4 ny ekipa tamin'ny lalao miverina.
Dingana ambony indrindra tratra hatramin'ny nahatafiakarana "Première division" ny manasa-dalana tamin'ity taom-pilalaovana 2025-2026 ity.
Maro ny tanjona kenefa izay no tratra. Soa lavo hahay hamindra. Manarina indray amin'ny taom-pilalaovana manaraka.
Hisaorana ny Mpitatantana rehetra eto amin'ny Oniversite amin'ny fanohanana amin'ny lafiny rehetra. Eo koa ny mpanohana maro tsy ankanavaka izay teo foana hatramin'ny nanombohan'ity fifaninanana ity.
Ny fifaninanana no tapitra hatreo fa ny ASUF dia ho eo foana, mijoro hatrany ary hiezaka hanao ny tsara kokoa amin'ny hoavy.


03/05/2026

FT: ASUF 1 - 4 COSPN

03/05/2026

61': ASUF 1 - 4 COSPN
AGG: 3 - 4

03/05/2026

Mi-temps : ASUF 0 - 4 COSPN
Agg: 2 - 4

03/05/2026

29': ASUF 0 - 3 COSPN

03/05/2026

25': ASUF 0- 2 COSPN

03/05/2026

XI DE DEPART
ASUF VS COSPN
16- VANICKA (GB)
14- BAGEDA (DC)
13- MARCEAU (DC)
23- BARTHE
22- RODDY
8- FRANCIS
6- KELLY
3- ANTILLAH
11-FIGO
19- GOSLIN
10- MARA
Substitution :
Laza, Angelo, Jacob, François, Freddy, Henri, Tsanga, Antonio, Maggy, Stevio

29/04/2026

Tsy hiandry ela fa dia ho tanterahina amin'ny Alahady izao ny lalao manasa-dalana miverina amin'ny fiadiana ny ho tompon-daka ny Diviziona voalohan'ny Baolina kitra eto Matsiatra Ambony izay hifanandrinana amin'ny klioban'ny Polisy dia ny COSPN.
Tsiahivina fa nanatombo isa 2 isika tamin'ny lalao mandroso, koa dia mitohy hatrany ny ezaka hitady fandresena hakana ny tapakila hiakarana any amin'ny dingan'ny famaranana.
Alamino ary ny fotoana. Tohano ny ekipatsika
🗓️ Alahady 03 May 2026
đź•“ 14h 30
⏭️ ASUF 🆚 COSPN
🎥 Stade moderne Ampasambazaha




26/04/2026

🇲🇬 Nivoaka mpandresy ny ekipatsika androany raha nifanandrina tamin'ny COSPN teo amin'ny lalao manasa-dalana mandroso amin'ny fiadiana ny ho tompon-daka diviziona voalohany Ligy ny baolina kitra Matsiatra ambony.
Na dia nanatombo isa 2 aza isika dia mbola tsy vita hatreo ny ady fa mbola mitohy satria mbola misy ny lalao miverina.
Hisaorana ny mpitantana rehetra ato amin'ny Oniversite izay tarihin'ny Filoha amin'ny fanohanana ny ekipa, hisaorana ihany koa ny mpanohana izay tonga maro nanome hery.

⚽Mpapidi-baolina:
61': Figo
76': Figo







🇨🇵 Aujourd'hui, notre équipe a remporté la victoire face à la formation de COSPN en demi-finale aller du championnat de la première division de la ligue de football Haute Matsiatra. Malgré nos deux points d'avance, la bataille n'est pas encore terminée, car il reste un match retour.
Nous tenons à remercier tous les dirigeants de l'Université, notamment le Président, pour leur soutien, ainsi que les supporteurs qui sont venus en grand nombre pour encourager l'équipe.

⚽Buteur:
61': Figo
76': Figo





26/04/2026

76': but Figo
COSPN FIVE 0 - 2 ASUF

26/04/2026

Mi-temps : COSPN FIVE 0 - 0 ASUF

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Fianarantsoa?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Andrainjato Fianarantsoa
Fianarantsoa
301