La cave de Cia

La cave de Cia

Share

Bienvenue dans La cave de Cia ��
Ici, je partage mes petites trouvailles, des balles de friperie, et plein de jolies choses à redécouvrir.

Prends le temps de chiner, il y a toujours une pépite qui t’attend �

19/06/2025

📣 Tonga soa eto amin’ny La cave de Cia ! 👕🧡

Eto dia hizarako aminareo : 🧺 Balles friperie amin’ny vidiny mora
👚Friperie mamikely @ le tadiavitsika reny
👗 Zava-baovao sy mahafinaritra
🎁 Ary indraindray misy tolotra manokana koa 😉

Raha tia mi-chiner, mitady zavatra miavaka, na te hahita akanjo tsara amin’ny vidiny mirary… dia aza misalasala manaraka an’ity pejy ity 🙌

Misaotra betsaka amin’ireo efa eto, ary tongasoa ho an’ny vaovao rehetra 💛

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Fianarantsoa?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Emit
Fianarantsoa