31/07/2025
Fanomanana ny andro faharoa eo aminy Fifaninana hiadiany ny ho tompondaka ny renivohitry ny FIANARANTSOA,sokajy divizionina faharoa AJSAI Foot Ball
ANGNAMBALA NAMA💪👊👊
31/07/2025
Fanomanana ny andro faharoa eo aminy Fifaninana hiadiany ny ho tompondaka ny renivohitry ny FIANARANTSOA,sokajy divizionina faharoa AJSAI Foot Ball
22/08/2024
Manomana mafy zalahy reto zao😁😁👊👊⚽⚽⚽⚽
20/07/2024
Miaina ao anatin'ny firaisankina 💪💪AJSAI⚽⚽⚽
19/07/2024
💪 J-1 de la Championnat de la ville 2024-2025
AF SPARTAN VS AJSAI
🕐11:00
🏟AMPASAMBAZAHA
06/05/2024
Arabaina ianao Racap nay nahatratra ny Tsingerintaona nahaterahanao anio🎂🎂🎂🏅🏆🏆🏆
Ho ela velona anie ka hatratra ny tanjona ambony indrindra
25/04/2024
Arabaina manona i Yvon izay mankalaza ny andro nahaterahany anio.
Katita kely ny AJSAI nanomboka Tamin'ny taona 2021 izy.
Mirary soa anao ny Staff sy mpilalao rehetra. 🎂🎂⚽⚽
--12
19/04/2024
12j de championat de la ville, Victoir pour l'équipe AJSAI, 4-0 vs Fandrefiala
💪💪💪💪💪⚽⚽
11/04/2024
Mandeha fona ny fanomanana
10/04/2024
Ina koa ary raha mahavariana zalahy reto ao zao
Kay moa misy baolina fotsifotsy sy mangamanga ho dakana io eo io😊😂😂😂😂
09/04/2024
Efa nisotro ronono dia lasa Staff technique zalahy ireto💪😊😊😊😊