03/02/2024
Quand deux riches sont au balcon d’un immeuble, le type de discussion qu’ils ont c’est : wahooo belle vue d’ici…
Mais deux pauvres c’est : si on te donne 3 millions de sauter, tu vas sauter?
Service & Ventes
03/02/2024
Quand deux riches sont au balcon d’un immeuble, le type de discussion qu’ils ont c’est : wahooo belle vue d’ici…
Mais deux pauvres c’est : si on te donne 3 millions de sauter, tu vas sauter?
31/12/2023
Efa niditra ny taona vaovao 2024 ry zareo any Nouvelle Zélande nanomboka tamin'ny 2 ora tolakandro ora aty Madagasikara
28/12/2023
😱HAFAKELY : Fasana misy "QR code" any Japon.
Rehefa mi scanner an'ilay QR code ianao dia afaka mahita sary sy vidéo mamintina ny fiainan'ilay nodimandry. Afaka hita ao koa ny mombamomba azy feno, ary afaka izy no nisafidy "mialoha" an'ireo momba azy aseho ao ireo.
© DreamTeam
26/11/2023
Bonsoir à tous Biographie du jour, C'est lui qui rame au rythme de la bachatta, le jeune homme a sorti un album et est très important dans la scène artistique malgache,
Il est l'un des artistes les plus influents au Fianarantso, par exemple 1-Dila, 2-Mila anao, 3-Pejy vaovao etc.... Voici le lien pour suivre la page https📣👉://www.facebook.com/ainjohmg
avec la collaboration de studio et RJ image AiAin'Joh TojoniainaoAin'Joh Tojoniainaontact rapide:034.92.411/60

05/11/2023
Amin'ny Alatsinainy izao amin'ny 08 ora alina no handeha amin'ny TVM sy ny RNM ny adi-hevitra voalohany karakarain'ny CENI hifanandrinan'ny Kandida Andry Rajoelina, ny Kandida Sendrison Raderanirina sy ny Kandida Siteny Randrianasoloniaiko.
01/11/2023
Toy izao ny TOMBANA mikasika ny fandaniana nataon'ireo kandidà manao fampielezan-kevitra sy hetsika politika navoakan'ny Transparency International Initiative Madagascar :
Fandaniana fototra, tsy misy ny karaman'ny artista mpihira na mpanentana, niainga tamin'ny :
Hofana angindimby sy fiaramanidina
Akanjo/elo/kasikety/fehitenda/koveta....'
Hofana fiarakodia
Hofana fanamafisampeo sy haingon-tsehatra
Doka amin'ny haino vaky jery
Tomban'ny vola lanin'ny kandidà :
⭕ Andry Rajoelina - Kandida n°3 :
3 200 609 220 Ariary
⭕Daniela Raderanirina - Kandida n°11: 28 043 036 Ariary
⭕ Siteny Randrianasoloniaiko Kandida n°13 : 2 898 765 600 Ariary
⭕ Vondron'ireo Kandidà 10 :
1 133 800 000 Ariary
Rédaction ©️ Chasse-info
31/10/2023
Mendrika izy
Tsy hisy havita mandrakizay ny zava-bitany🫡
Feno ny maha mpanao baolina kitra matihanina azy
Ireo milaza fa tsy mendrika izy na koa milaza fa tsy mahay baolina izy, milaza fa kolikoly ny nahazoany ireny rehetra ireny dia olona mpijery résumé sy comm’s,pub ,tantaraina fa tsy mandalina ny Lalao nataony hatramizay .
Tapitra.
📣Antonio JL
29/10/2023
Ireto no Hackers tena dangereux indrindra amin'izao fotoana izao, ireo voasoratra eo ambanin'ny sariny avy ny zavatra efa nataony.
28/10/2023
‼️RAHA EFA 18 SY 35 taona EO IANAO
HO ANAO ITY
Toy ny tsingerina ny fiainana ary tsy misy toerana ho an’ny fahadisoana. Tsy miverina intsony ny fotoana lasa. Raha mbola tanora ianao ary mamaky ahy izao dia fantaro fa misy dingana lehibe 04 ny fiainana:
🔶️ DINGANA 1 - Ny MARAINA (0-25 taona)
Dingana amin'ny fahadisoana azo atao, izany hoe Na mbola manao adisoana ianao dia mbola atao fihomehezana.
🔶️ DINGANA 2 - Ny MIDI (26 - 50 taona)
Dingana fahatsiarovan-tena sy fananganana ny fiainany. Raha ao anatin'io dingana io ianao ary mbola tsy manana vina dia tsy fantatrao tsara izay halehanao. Fantaro fa mihazakazaka mankany amin'ny fahaverezanao ianao.
🔶️DINGANA 3 - NY TOLAKANDRO (50-75 taona)
Dingana hankafizana ny zavatra naorina. Io ny fotoana hankafizan’ny olona ny asany sy hiomanana amin’ny fifandimbiasana amin’ny zanany.
🔶️DINGANA 4 - NY alina (+76 taona)
Dingana voalohany hiomanana hiala amin'izao tontolo izao sady hifaly amin'ny taranany. Amin'ity dingana ity dia misy safidy roa: na ny iray mifaly na ny iray maty noho ny nenina.
Ao anatiny DINGANA FAHA FIRY IANAO ZAO???
MIFANARAKA TOKOA VE NY TOERANA MISY ANAO?
🔸️🔶️🔶️©️ Pejy Mi Rado
15/10/2023
OMENA KARAMA AMIN'NY FATORIANA
Any USA, ny matory dia vola
Tranom-barotra iray mivarotra kidoro dia mandray vehivavy mba hatory fotsiny mandritra ny tontolo andro
ireo dia nalaina sy omena vola arakaraka ny ora natoriana vitany
Nofiko iray tokony hisy eto Madagasikara
Tanora Mandroso