14/06/2026
⚽ Nouvelle Génération We are ready for D2! 🟣
💜💙⚽ Yantsou Computer Coach Daniel - Fianara
Nouvelle Génération FC 🟣🔵
14/06/2026
⚽ Nouvelle Génération We are ready for D2! 🟣
💜💙⚽ Yantsou Computer Coach Daniel - Fianara
11/06/2026
⚽ Préparation D2 🟣
Mitohy hatrany ny fanomanana ataon’ny ekipantsika, miroso tsikelikely amin’ny fanatrarana ny tanjona napetraka. 💪
Hita taratra isan’andro ny fahavononan’ny ekipa, na eo amin’ny fanazarantena, na eo amin’ny firaisankina sy ny finiavana hiatrika ny fifaninanana. 👊⚽
🔵 Alefa hatrany NGFC 🟣⚽
💜💙⚽ Yantsou Computer Coach Daniel - Fianara
10/06/2026
💜 TINARIVO ⚽
💙 Anisan’ireo mpilalao nisongadina nandritra ny Championnat D3 i Tinarivo, mpanafika attaquant ao amin’ny Nouvelle Génération Espoirs.
⚽ Nahatafiditra baolina 7 izy nandritra ny fifaninanana ary isan’ireo mpampiditra baolina be indrindra tao amin’ny ekipantsika. Nandray anjara lehibe tamin’ny dian’ny NGFC Espoirs sy ny fahazoana ny tapakila hiakarana any amin’ny D2 izy.
👏 Mankasitraka ny ezaka sy ny fanoloran-tena nataonao ho an’ny ekipa.
💪 Tohizo hatrany , ary mirary fahombiazana sy vokatra tsara kokoa
💜 Alefa hatrany NGFC! ⚽🏆
💙💜⚽ Yantsou Computer Coach Daniel - Fianara
09/06/2026
📸 Retour en images | Demi-finale D3 ⚽
💜 Sary vitsivitsy nandritra ny demi-finale. Niady hatramin’ny farany ny ekipantsika.
👏 Misaotra anareo rehetra tamin’ny fanohanana👏
💙 Alefa hatrany NGFC 💜🏆⚽
💜💙⚽ Yantsou Computer Coach Daniel - Fianara
08/06/2026
🟣 Nouvelle Génération 🔵
⚽ Préparation D2 💪 Mitohy ny fanomanana ary mifantoka tanteraka amin’ny D2 ny ekipantsika.
✊ Vonona hiatrika fanamby vaovao
💜 Alefa hatrany NGFC ! 🏆⚽
💙💜⚽ Yantsou Computer Coach Daniel - Fianara
06/06/2026
🔚 Fin du match
🟣 Nouvelle Génération Espoirs 4️⃣ - 5️⃣ MMFC Espoirs 🟡
taorian'ny séance de tirs au but
💜 Nifarana teto ny dianay tamin’ity fifaninanana ity. Na teo aza ny faharesena dia niady sy nanome ny tsara indrindra ny mpilalao nandritra ny lalao manontolo.
👏 Arahabaina ny MMFC - Maria Manjaka Football Club espoirs noho ny fahatafahany any amin’ny famaranana. Mirary fahombiazana ho anareo amin’ny dingana manaraka.
🙏 Mankasitraka indrindra ireo mpilalao, ny staff ary ireo mpanohana rehetra izay tsy nitsahatra nanohana anay hatramin’ny farany.
💙💜⚽ Yantsou Computer Coach Daniel - Fianara
06/06/2026
⚽ Fin du temps réglementaire 🟣 Nouvelle Génération Espoirs 0️⃣-0️⃣ MMFC Espoirs 🟡
Tsy nisy nahatafiditra baolina nandritra ny fotoana ara-dalàna.
🎯 Hiditra amin’ny séance de tirs au but ny lalao
💜 Alefa NGFC 💙
06/06/2026
90'2
Carton rouge racap 🟥
0-0
06/06/2026
HALF-TIME
Nouvelle génération espoirs 🟣 0 - 0 MMFC - Maria Manjaka Football Club espoirs