Club Basket Behozatry -CBB Fianarantsoa

Club Basket Behozatry -CBB Fianarantsoa

Share

JEUNE SPORTIF

10/04/2026

Izahay ato anivo ny CBB family Manohana hatrany ireto Club rahavavy nay reto 🏀🫶
Alefa FANDRASA SY EBF (N1A) 💪🏀
miray

05/04/2026

"La famille BEHOZATSY vous souhaite une bonne et heureuse fête de Pâques"🫶☺️💪🙏

02/04/2026

🙏 Fisaorana

Misaotra indrindra anareo rehetra tonga nanatrika ny fivoriana androany sy naneho fahavononana hanohana ny CBB Behozatsy 🏀

Ny fahatongavanareo sy ny fahaliananareo dia hery lehibe ho an’ny klioba.
Tsy hadino koa nareo izay naniry hanatrika nefa noho tsy fahafahana de tsy afaka tonga androany . Ka pour plus d'infos na misy fanontaniana dia midira Mp @ coach Christian RM

We are BEHOZATSY 🔥🏀💪

01/04/2026

📢 Filazana fivoriana – CBB Behozatsy 🏀

Maro loatsy le MP ato ,de ialana tsiny ho anizay tsy voa valy 🙏🏼🙏🏼 fa mba hanamora asa-tsika de io misy fanambarana 🙏🏼

Ampandrenesina ireo rehetra liana hiditra ao amin’ny Club CBB Behozatsy fa hisy fivoriana hatao ny :

📅 Alakamisy 2 Aprily
📍 Gradin terrain Andrainjato ambany auditorium
⏰ Amin’ny 9 ora maraina

Manasa antsika rehetra ho tonga ara-potoana.

We are BEHOZATSY 🏀🔥

Christian RM io no miandraikitry azy 💪🏼💪🏼🙏🏼

29/03/2026

🏀🔥 **CBB BEHOZATSY FIANARANTSOA – LANCEMENT OFFICIEL** 🔥🏀💪
Le **Club de Basket CBB Behozatsy Fianarantsoa** annonce officiellement l’ouverture de ses activités pour toutes les catégories **hommes et dames**.(U12G/F, U14G/F,U16G/F, U18G/F,U20G/F,N1B)
Que vous soyez débutant, passionné ou joueur confirmé, notre club vous ouvre ses portes pour partager la passion du basketball, développer vos talents et évoluer dans un esprit de discipline, d’unité et de performance.
👉 Rejoignez-nous et écrivons ensemble une nouvelle histoire du basketball.
---
Manambara amin’ny fomba ofisialy ny fisokafan’ny hetsika ho an’ny sokajy rehetra **lahy sy vavy** ny **Club de Basket CBB Behozatsy Fianarantsoa**.(U14G/F,U16G/F, U18G/F,U20G/F,N1B)
Na vao manomboka ianao, na tia basketball, na efa mpilalao zatra, misokatra ho anao ny klioba mba hampivelatra ny talentanao sy hiaina ao anatin’ny fifehezantena, firaisankina ary fahombiazana.
👉 Miara-manoratra tantara vaovao ho an’ny basketball miaraka amintsika.
**We are BEHOZATSY** 🏀🔥💪
De midira mp am ty coach ty zay vonona Christian RM John Green

Photos from Club Basket Behozatry -CBB Fianarantsoa's post 07/06/2025

CBB 👊🏽
Rendez-vous le 14 juin 2025👍🤞🏿
BEHOZATRY IO MAN 💪🏼👊🏼
AZA MATAHOTRY MAKA RAY AMIREO BANDY REO FA MBO CELIBAT IABY IO 🥰🤣🤣
SADY OLO HENDRY 🤣 ANKOATRY RAIKY EO ZAY 😂😂
SADY BEHOZATRY REO 🤣AZA LE IZY MAHIA2 REO JERENA FA LE HOZATRY BE 😂😂
KOP KOP NAREO RY HAVANA MALALA 🥰🤣🥰🥰
FAMILLY FAMILLY FAMILLY AVW

Photos from Club Basket Behozatry -CBB Fianarantsoa's post 02/06/2025

Aleo isina kely hotrizao aloha 😂😂😂
Sary fanambarana io hoe mbola velo BEHOZATRY hatreto 🤣🤣
Fa juste miady mafy amity life somary tsy azo atao namana ty 😂😂
Reo zandry kely BEHOZATRY 💪🏼🤣
Velo mitsilopolopo😂

28/05/2025

Tsy votery nanangana zavatra na projet iray ka tonga de aminy plafond direct 🤚🏼non mandeha tsikely,miatomboka am madiniky de ezaho miafara aminy lehibe
Mila sacrifice sy fahamatorana nefa ze zavatra atao 🙏🏼 de Vavaka tsy hadino

Photos from Club Basket Behozatry -CBB Fianarantsoa's post 11/05/2025

Joyeux anniversaire TOAVINA ANDRIAMARO 👊🏼👊🏼
MBA HO TAONA FAHOMBIAZANA HO ANAO TY TAONA TY

NOTRE NUMÉRO 9💪🏼💪🏼👊🏼👊🏼

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Fianarantsoa?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Andrainjato
Fianarantsoa
301