Fandrasa Basket

Fandrasa Basket

Share

🏀🏅 Basketball team @Fianar

Photos from Fandrasa Basket's post 05/04/2026

Fisaorana sy fankasitrahana no atolotra an'i M. Alain GSM nanolotra cache-maillots ny FANDRASA N1A HOMME 🙏

Tsiahivina fa handray anjara @ Championnat national N1A Groupe A izay hontontosaina any Antsirabe ny 11 hatramin'ny 19 aprily hoavy izao ireto mahery fon-tsika ireto, ka mirary soa azy ireo sahady eee 💪🔥

10/03/2026

🛑 Le club FANDRASA Haute Matsiatra tient à dénoncer une situation incompréhensible au sein de la Fédération Malagasy de Basketball.

Lors de la répartition des équipes pour le championnat N1A Dame, à notre plus grand étonnement, notre équipe a été placée dans la zone Nord (qui se jouera à Majunga), alors qu’elle devrait logiquement évoluer dans la zone Centre (prévue à Antsirabe), comme notre équipe masculine.

Ainsi, le club JCBA, censé évoluer dans la zone Nord, se retrouve à prendre la place qui devait revenir à notre équipe dans la zone Centre.

Cette décision, prise sans concertation avec les clubs, soulève de nombreuses interrogations.

Photos from Fandrasa Basket's post 27/09/2025

Tontosa ny Alahady 21 Septambra lasa teo ny Tournoi RN7 andiany voalohany izay nokarakarain'ny club FANDRASA, natao tao amin'ny Gymnase couvert Ambatomena Fianarantsoa.

Toy izao ny voka-dalao tamin'ny lalao famaranana:
🔥Equipe Championne Homme - ENS
🔥Equipe vice-championne Homme - FANDRASA
🔥Equipe Championne Dame - ENS
🔥Equipe vice-championne Dame - FANDRASA

Tolorana fisaorana :
- ny DRJS Haute Matsiatra
- ny Ligue Régionale de Basket-Ball Haute Matsiatra
- ny Section Haute Matsiatra
- ireo mpiandraikitry ny club FANDRASA
- ireo izay nanohana sy nanampy tamin'ny fikarakarana sy ny fanatanterahana ny tounoi
- ny maintimolaly sy ny mpikambana ao amin'ny club FANDRASA
- ny mpandray anjara tsirairay 🙏
📸 Mahenina Photography

Photos from Fandrasa Basket's post 24/09/2025

Fintina an-tsary tapany fahatelo nandritran'ny lalao manasa-dàlana tamin'ny "Tournoi RN7", sokajy OPEN DAME 🔥🔥⛹️‍♀️

Lalao manasa-dàlana 1: ENS (rouge) vs RN7 (blanc)
Lalao manasa-dàlana 2: FANDRASA (bleu) vs THUNDER (rouge)

📸 Mahenina Photography

Photos from Fandrasa Basket's post 23/09/2025

Fintina an-tsara tapany faharoa nandritran'ny lalao manasa-dàlana tamin'ny "Tournoi RN7", OPEN HOMME 🔥🔥⛹️

Lalao manasa-dàlana 1: FANDRASA (bleu) vs RN7 (blanc)
Lalao manasa-dàlana 2: ENS (rouge) vs TEAM JP (blanc)

📸Mahenina Photography

Photos from Fandrasa Basket's post 22/09/2025

👉🏼Indro zaraina amintsika rehetra ny fintina an-tsary tapany voalohany nandritran'ny lalao fifanintsanana tamin'ilay "Tournoi RN7" izay nokarakarain'ny FANDRASA BASKET ny omaly Alahady 22 Septambra 2025 🦅🏀

📸 Mahenina Photography

20/09/2025

𝕋𝕠𝕦𝕣𝕟𝕠𝕚 ℝℕ𝟟 🏀🔥

Rahampitso @ 8 ora maraina ny réunion technique izay tokony atrehin'ny mpandray anjara rehetra, @8 ora sasany kosa no manomboka ny lalao.

📌Nohon'ny fangatahan'ny besinimaro dia mbola afaka misoratra anarana ny ekipa te handray anjara rahampitso avant réunion technique anh 😉

Tongava maro...
Vidim-pidirana: 1.000ar

16/09/2025

🏀 TOURNOI RN7 open 5x5
organisé par Fandrasa Basket

📅 Dimanche 21 Septembre
📍 Gymnase Ambatomena, Fianar
💰 50.000 Ar / équipe
🕺💃 Equipes Hommes et Dames

Misokatra ny fisoratana anarana (tel na mp)
• Niaina Lens 📞 0348706867
• Dady ralitera 📞 0327422639
• Tsanta Michela 📞 0340290191

https://fb.me/e/6UcV7qii0

14/09/2025

proud 🏀🦅
Notre parcours s'arrête en 1/4 pour les phases finales du N1A Elite 8 à Antananarivo.
On passe 6è au classement général pour cette saison 2025.
Alefaaa Fandrasa Basket 🔥

Mobile uploads 11/09/2025

Programme 1/4 Finales N1A (D)
Fandrasa Basket vs JEA
📅 vendredi 12 Sept
⏰️ 11h
📍 Petit Palais

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Fianarantsoa?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Fianarantsoa