17/07/2026
Dia arabaina fa tafiakatra @ dingana manasa- dalana moa ny Jirah U11 ary efa vonona koa ny hanatanteraka Izany raha hifandona École de football TSARAOFANA # JIRAH
Tongava hanotrona ny ekipatsika JIRAH FC