27/08/2026
⚽🔥 EFA KELY SISA DIA HIKATONA NY FISORATANA ANARANA! 🔥⚽
Ho anareo izay mbola te handray anjara amin’ny 8ème ÉDITION – OJAI Imerintsiatosika 🏆
⚠️ Marihina fa izay efa nandoa ny droit d’inscription 200.000 Ar ihany no voamarina (validé) ho mpandray anjara.
⏳ VOAFETRA NY TOERANA!
Aza miandry ela sao tara ka tsy tafiditra intsony.
📢 Hilazao ny namana sy ny ekipanareo mbola variana any fa efa akaiky ny famaranana ny fisoratana anarana!
🏆 COUPE : 20.000.000 Ar
🤝 Fair-Play • Firaisankina • Tanjona iray • Resaka kitra fa tsy ady
📞 FANAZAVANA & FANAMPIM-PANAZAVANA :
034 42 510 39
033 84 951 39
🔥 OJAI Imerintsiatosika — Tongasoa ny ekipa rehetra!
18/08/2026
🔥⚽ Maka aina kely isika… dia lasa indray ny 8ᵉ ÉDITION ! 🏆
🎉 TOURNOI ORGANISÉ À IMERINTSIATOSIKA 🎉
Efa manomboka dieny izao ny fisoratana anarana ho an’ireo ekipa te handray anjara! 📋⚽
🏆 Coupe:
👉Champion 20.000.000ar🔥
👉Vice champion 10.000.000ar
👉3ème place 4.000.000ar
👉4ème place 2.000.000ar
❌ Aza tara fa voafetra ny toerana!❌
📞 Fanazavana fanampiny :
034 42 510 39 / 033 84 951 39
🔥 8ᵉ ÉDITION – IMERINTSIATOSIKA
⚽ Vonona ve ny ekipanareo? 💪🏆
17/08/2026
🎥✨ Ampahatsary vitsy avy amin’i Rom'z Nyih RJ✨🎥
16/08/2026
27 min
Natafiditra But 1 tout puissant
16/08/2026
2 ème mitemps
12minute natafiditra baolina ny RAL
16/08/2026
Hiditra amin'ny 2eme mi-temps isika izao
RAL 0 - 0 TOUT PUISSANT
16/08/2026
EFA MANOMBOKA ATO NY FINAL AN.
EFA MISY DIRECT AO MBA HANOMEZANA FAHAFAHAMPO ANAREO MPANARAKA.
EFA MIANDRY NY TOMPONY ATO NY AMBOARA SY NY LOKA 10 TAPITRISA ARIARY.
IZA NO HIVOAKA MPANDRESY🥇🏆???
RAL (Imerintsiatosika) VS TOUT PUISSANT (Madera Namontana)
**O_IMERINTSIATOSIKA