27/12/2023
Ato indray aloha ny maso Ary👀🔥!
Elaela izay fa tsy maninona 🙃🥰!
SMK Obus School 'S.O.S' - Ecole de Danse Urbaine 🇲🇬
🏠 Studio de Danse à Imerintsiatosika.
📲 034 05 101 70 - 038 21 685 97
27/12/2023
Ato indray aloha ny maso Ary👀🔥!
Elaela izay fa tsy maninona 🙃🥰!
SMK Obus School 'S.O.S' - Ecole de Danse Urbaine 🇲🇬
20/12/2023
Joyeux anniversaire 🥳🎶
Joyeux anniversaire 🥳🎶
Joyeux anniversaire 🥳🎶
Joyeux anniversaire 🥳🎶🤝!
Mankasitraka an'ny SMK Obus School 'S.O.S' - Ecole de Danse Urbaine nankalaza ny fitsigenrenan'ny taona
an'i coach Lari Manässé Safïdÿ tato amin'ny WORK It Studio - Imerintsiatosika 🤝🥳....
📲📞: 038 21 685 97/ 033 82 708 42/ 034 05 101 70
17/12/2023
Go Go Go🥳🤝!
🇲🇬🔥💯
02/12/2023
✨Ndao ko tsika aka sary e😍📸
Hoy izay mpandalo rehetra eto amin'ny TAMBOHO an'ny WORK It Studio - Imerintsiatosika 🇲🇬.
Dia hoy izahay hoe :" ndao fa natokana hoan'izany izy io😍🤝, na mbola vidéo aza mety foana 🥰*
30/11/2023
Mitombo hatrany na ireo ankizy 😻 na ireo zava - baovao🥳 na ireo fifaliana azo avy ato amin'ny WORK It Studio - Imerintsiatosika 🇲🇬.
Mampanan-tena anareo izahay avy ato amin'ny SMK Obus School 'S.O.S' - Ecole de Danse Urbaine 🇲🇬 fa hanome zava - baovao tena goavana bé amin'izao fara-paran'ny taona sy taona vaovao hoavy izao🎊🥳
Ka harao tsy tapaka aza ny tsika e🎊🤝✨
25/11/2023
foana e💪🏻✨🔥
Araho tsy ny pejy fa ho hisy zava-baovao hatrany hoanareo✨.... Mankasitraka manokana ny SMK Obus School 'S.O.S' - Ecole de Danse Urbaine sy ny Équipe ny COMMUNE IMERINTSIATOSIKA 🤝✨!.
18/11/2023
PETA-DRINDRINA MAFANA BE😂🤣🤪
Tsy ny ao amin'ny SALLE intsony ihany no afaka angalana sary fa na ny TAMBO aza ny ato aminay dia efa mahavita SARY MILAY BE 🔥📸
Aza adino fa vonona ny handray anareo hatrany izay ato amin'ny WORK It Studio - Imerintsiatosika 🇲🇬.
📲: °038 21 685 97/033 82 708 42.
13/11/2023
✔ 13.11.2023
📰 Lahatsoratra iray nivoaka tao amin'ny "GAZETIKO" androany momban'ny SMK Obus School 'S.O.S' - Ecole de Danse Urbaine sy ny hetsika goavana izay ho karakarainy eny amin'ny CCI Ivato.
*** SMK Obus School SHOW ***
Mazotoa daholo ary mamaky o! 😊
11/11/2023
Ireto indray izahay e😍🔥!
SMK Obus School 'S.O.S' - Ecole de Danse Urbaine 🇲🇬
Efa tena ao anatin'ny fanomanana mafana bé an'ny an'zareo izy ireo!...izay tontosana hatrany ato WORK It Studio - Imerintsiatosika 🇲🇬.
📲/📞: 033 82 708 42/038 21 685 97/034 05 101 70