25/08/2026
✨ CHAMBRE COUPLE – TOUT CONFORT ✨
Envie d’un séjour agréable, calme et confortable ? 🛏️🤎
✅Profitez de nos chambres couple à partir de 40 000 Ar / 50 000 Ar(Avec T.V).
Ouverte 7j/7j
🔐 Parking sécurisé
🛏️ Chambres propres et confortables
🌿 Cadre agréable et reposant
✅Adresse Itaosy ITP 28 TER Antsavatsava
📞 Réservations & renseignements :
+261 37 19 573 32 / 034 94 341 99
✨ Réservez dès maintenant et profitez d’un séjour en toute tranquillité !
09/08/2026
❤️❤️❤️Miarahaba tompoko ♥️♥️♥️
Misokatra isan'andro
❎Lundi au Dimanche 9h-17h30
▶️Bonnet obligatoire
➡️7 000 ar ny fidirana efa tafiditra ao ny activités rehetra mitovy daholo na ny ankizy na lehibe (2ans +)
🟦 PISCINE
🟫 BABY-FOOT
🟪 BASKETBALL demi-terrain
🟧 Billard
🟩 Espace enfant
🟦Ping pong.....
✅Afaka mitondra sakafo sy Boisson moa misy ihany koa ety an toerana
Antsavatsava Itaosy
☎️ 034 94 341 99
24/07/2026
❌❌ Salama tompoko 😊
Misokatra isika @ Zao Vacances izao
Lieu Itaosy ANTSAVATSAVA
☎️0349434199
04/05/2026
Cabaret et feu de camp🔥
👉Hiarahana amin'ny Tarika Zazanavela
Aza adinoina ary ny fotoanantsika ny :
💥 Samedi 23 Mai 2026
🔗Eny amin’ny Aqua marine itaosy
🕗Manomboka amin’ny 4ora arina
Ny tapakila dia azonao jifaina ao @ Aqua marine itaosy ,jumbo score itaosy ,Lior cosmétiques Andranonahoatra,Beauty Coiff Cité itaosy
🎫Simple : 15.000ar
🎫VIP : 25.000ar
Ny sakafo kosa dia efa misy izany eny an-toerana.
📞Infoline : 034 94 341 99(Aqua marine itaosy)
033 45 886 61(point de vente jumbo score itaosy)
032 29 945 34(Lior cosmétiques ex bricodis Andranonahoatra)
033 70 365 70(Beauty Coiff cité des assureurs)
038 17 781 16(magilux ambonisoa itaosy)
24/04/2026
Raikitra!!!🥰
Samedi 23 mai 2026
À partir de 16h
Manasa antsika rehetra😊😊