Miarahaba Atsika rehetra
FAMPATSIAHIVANA
Ho tanterahina ny zoma 31 oktobra ho avy izao ny fifidianana izay ho filohan'ny section ny Mahajanga koa manentana Atsika club rehetra izay mahafeno fepetra ho Tonga hifidy Andro voalaza io manomboka @ 3 ora sy sasany tolak'andro ao @ biraon'ny DRJS BOENY.
Mankasitraka indrindra tompoko
Basket ball, Section Mahajanga I
ity pejy ity dia natao hifaneraserana sy hifampizarana ny asa rehetra izay sahanin'ny section ny basket ball eto Mahajanga 1
FIANTSOANA FIVORIANA
Ho fanatanterahana ny toromariky ny Federasiona Malagasy ny Basket Ball (FMBB) amin’ny alalan’ny circulaire N° 094-2025/FMBB/CE/SG ny 02 Septambra 2025 sy N° 101-2025/FMBB/CE/SG ny 25 Septambra 2025, sy ny taratasy avy amin’ny talem-paritry ny Fanatajahan-tena eto Boeny N° 106/25/MJS/SP/DRJS BOENY ny 25 Septambra 2025 dia antsoina isika club rehetra mandrafitra ny Section Basket Ball eto Mahajanga I mba ho tonga hamonjy ny fivoriam-be ara-potoana 2025 na « AGO » izay ho atao ny sabotsy 18 Oktobra 2025 manomboka amin’ny 3 ora sy sasany tolak’andro izay atao ao amin’ny efitranon’ny DRJS Boeny.
Araky ny toromarika izay efa nomena ny club rehetra tamin’ny fivoriana niaraka tamin’ny ligy Rezionaly ny Basket ball Boeny (LRBB Boeny) ny 17 septambra 2025 lasa teo dia tokony nanatanteraka ny renouvellement ny « certificat de conformité » sy ny « liste de comité executif » avy ny club rehetra izay te andray anjara amin’ny fifidianana ho avy eo ka iangaviana isika rehetra mba hanatitra ny photocopie n’ireoaty amin’ny section ary amin’io 18 oktobra io no farany fandraisana izany mba ahafahan’ny mpikarakara fifidianana sy ny DRJS manatanteraka ny tohiny.
Ho Tonga amin-tsika tsy ho ela ny fiantsoana an-taratasy ho Atsika club fa nalefa mialoha ihany ity ho fampahafantarana.
Ny filohan’ny Section Basket Ball Mahajanga I
Mankasitraka
22/09/2025
17/09/2025
3X3 BOENY
Basket ball, Section Mahajanga I
Ligue Régionale de basket ball Boeny
Fédération Malagasy de Basket Ball
30/07/2025
✅FILAZANA
Ho tohin'ny fandaharam-potoana dia ho entina hatao veloma farany ao amin'ny COMPLEXE SPORTIF MAHAJANGA n'y vatamangatsika n'y Ratompokovavy CLARA Clara Tony Fytia Tsimivony ( Basketteuse , Handballeuses)n'y alakamisy 31 Juillet amin'ny 11h00 miala any antranony mihazo n'y COMPLEXE.
✅FAMANGIANA
Ilazana n'y
Ligue Régionale basket ball Boeny
Basket ball, Section
Club
Arbitre
N'y mpakafy Basket ball
N'y mahalala any Ratompokovavy
.dia n'y alakamisy Amin'ny 12h00 n'y fotoana hiarahana mamangy n'y fianakavina ao Amin'ny Complexe sportif Mahajanga alohan'ny hiangana hanitriana n'y Razana .
Aoka hifampilaza .
18/06/2025
Championnat régional U 16 filles et garçons 🏀🏀
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Mahajanga
401