Kung fu Wisa fcs

Kung fu Wisa fcs

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kung fu Wisa fcs, Martial Arts School, Mahajanga, Mahajanga.

19/07/2026

Voalohak'arena💟
Sarobidy MANDILATRA volamena💓

07/05/2026

Partageo hohitany Any 😠

08/02/2025

IZAY EFA MBA NAHAZO TOMBOTSO
T@ FANAOVANA MÉDITATION 🧘🧘

02/09/2024

Salama tompoko ôô
maro ny manotany hoe
Maty sa velona grand maître Pierre Be
Ity ary misy fanotaniana ampetrako @ nao de raha voavalinao izan de hofantatrao ny marina:
1er:EFA TSISY TSONY VE NY KUNG FU WISA?

2:MISY MAHITA VE NY FASANA MISY AZY?

3:IZA NY OLONA NAHITA FATINY NA NIARAKA T@ NDREO MIARAMILA NADEVINA IZY ?
raha hainao valinireo fanotaniana ireo dia hazava @ nao ny momba any Grand maître PIERRE BE.
misaotra Tompoko.🙏
Kung fu wisa mandresy mandrakariva💪🧘🧘.

03/08/2024

IZAY MANGATAKA IHANY NO HOMENA
ARY IZAY MIKOTRANA IHANY NO HOMAFY
Kung-fu wisa mandresy mandrakariva 🧘🧘

30/07/2024

Kung-fu wisa fcs🧘🧘💪

12/02/2024

Olona ny fivoarana ny kung-fu wisa
Ka aza force nao hitovy @ taloha zan
MAKASITRAKA ANAO MANAKONA ZAHAY GRAND MAÎTRE AVOKO🙏💪

03/12/2023

Ny fahaizanao miady no mitondra faandresena
Ary ny fahaizanao mihaino no mitondra ny fahendrena
Ary ny fitiavanao mianatra no mampitombo ny fahalalana
Andao ary tsika hiaraka mahomby
🧘🧘🧘🧘💪

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Mahajanga?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Mahajanga
Mahajanga