25/08/2026
📚 𝐯𝐞?
Aza kivy fa andao hanomana miaraka amin'ny 𝐔𝐏𝐑𝐈𝐌 mba ho afaka soa aman-tsara amin'ny 2027 !!!
Na passant na redoublant, ny Cours Pré-UPRIM no toerana hanomananao fanadinana amin'ny fomba matihanina.
Tanjona iray ihany no apetratsika: FAHOMBIAZANA! 🎯
✅ Mpampianatra manana traikefa amin'ny fampianarana ireo mpianatra hiatrika fanadinana no handray anao amin'izany.
✅ Atao daholo ny taranja rehetra
✅ Tapak'andro ihany no mianatra.
✅ Candidat d'école avokoa izay mianatra ato amin'ny cours pré-uprim.
✅ Voka-panadinana tsara hatrany.
✅ Saram-pianarana sahaza ho an'ny rehetra.
"AZA HADINOINA, NY FAHOMBIAZANA MILA FANOMANANA"
💯 Efa maro no nahatratra ny nofinofiny, izao indray no anjaranao!
📝 Misokatra ny fisoratana anarana
📅 𝐅𝐢𝐝𝐢𝐫𝐚𝐧𝐚 : 𝟏𝟑 𝐎𝐤𝐭𝐨𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔
📍 Mahajanga --> Dame de cœur center Mangarivotra
☎️ 034 11 215 07
⚠️⛔ Ho an'ireo hiatrika fanadinana Baccalauréat ihany ny Cours Pré-UPRIM.⚠️⛔