Lantomanantsoa Smart Hub

Lantomanantsoa Smart Hub 🚀 Smart Content.

Smart Life.
🤖 AI & Tech • ⚽ Football • 🎬 Films & Séries
🎓 Tutoriels • 💻 Online Business • 🛍️ Shopping
✨ Astuces, divertissement & opportunités ho anao isan’andro.

13/09/2026

🤖 IA 3 tokony ho fantatrao amin’ny 2026!

ChatGPT, Canva AI ary Gemini dia samy afaka manampy amin’ny asa, fianarana ary création de contenu.

👇 Iza amin’ireo no tianao hanaovanay tutoriel manaraka?

Soraty ao commentaire: CHATGPT, CANVA na GEMINI

📤 Partage-na amin’ny namanao
🚀 Follow Lantomanantsoa Smart Hub

👉 “ANIO ALINA NO MANOMBOKA NY ADY! 🔥🏆”⚽🔥 CHAMPIONS LEAGUE MIVERINA ANIO! 🏆Ry mpankafy baolina ô, tonga indray ilay alina...
08/09/2026

👉 “ANIO ALINA NO MANOMBOKA NY ADY! 🔥🏆”

⚽🔥 CHAMPIONS LEAGUE MIVERINA ANIO! 🏆

Ry mpankafy baolina ô, tonga indray ilay alina nandrasana! 😍
Manomboka anio ny ady amin’ny UEFA Champions League 2026/27 ary efa misy affiche tena mafana be! 🔥

🕢 19:45
⚽ AEK Athènes 🆚 LASK Linz
⚽ Club Brugge 🆚 Aston Villa

🕙 22:00
🔥 Borussia Dortmund 🆚 Villarreal
🔥 FC Porto 🆚 Manchester City
🔥 Lille OSC 🆚 Real Betis
🔥 Real Madrid 🆚 Inter Milan

👀 Iza amin’ireo matchs ireo no tena andrasanao?

Ary mbola fanontaniana iray lehibe kokoa:

🏆 Iza no hitondra ny Champions League amin’ity saison 2026/27 ity?

👇 Soraty ao commentaire ny équipe-nao!
❤️ J’aime raha efa vonona amin’ny Champions League ianao
💬 Commentaire ny pronostic-nao
📤 Partage-na amin’ny namanao mpankafy baolina
🚀 Araho ny Lantomanantsoa Smart Hub fa mbola hisy résultats, débats ary vaovao football maro!

🤯 IA 3 tokony ho fantatrao amin’ny 2026!Misy outils 3 tena afaka manampy amin’ny fianarana, asa ary création de contenu....
07/09/2026

🤯 IA 3 tokony ho fantatrao amin’ny 2026!
Misy outils 3 tena afaka manampy amin’ny fianarana, asa ary création de contenu.

👀 Ho hitanao ato amin’ny pejy tsy ho ela ilay Reel détaillé.

🚀 Araho ny Lantomanantsoa Smart Hub raha tsy te ho diso anjara amin’ny astuces sy tutoriels.

⚡ LITEBITS FAUCET + BITCOIN LIGHTNING ₿Ho an’izay liana amin’ny Bitcoin sy Satoshi (SAT), ity misy zavatra efa notsapako...
23/08/2026

⚡ LITEBITS FAUCET + BITCOIN LIGHTNING ₿

Ho an’izay liana amin’ny Bitcoin sy Satoshi (SAT), ity misy zavatra efa notsapako manokana.

✅ Nahavita retrait 121 SAT aho tao amin’ny LiteBits Faucet ary tafiditra soa aman-tsara tao amin’ny Blink Wallet.

📸 Eo amin’ireo sary no ahitana:
• ny balance 121 SAT
• ny historique de transaction
• ny preuve fa tafiditra tao amin’ny portefeuille ilay retrait

👛 Blink Wallet no portefeuille nampiasaiko tamin’ny retrait Lightning.

⚠️ Tsy gain garanti na fampanantenana hahazo vola be ity. Miankina amin’ny activités sy rewards misy ao amin’ny plateforme ny SAT azo, ary miovaova ny sandan’ny Bitcoin.

👉 Ny lien d’inscription sy ny wallet mp

📸 **MOBILE PHOTOGRAPHY**Sary nalaina tamin’ny **OPPO Reno4 Z 5G** 📱🎨 Retouche : **Lightroom Mobile**✨ Na téléphone aza n...
23/08/2026

📸 **MOBILE PHOTOGRAPHY**

Sary nalaina tamin’ny **OPPO Reno4 Z 5G** 📱
🎨 Retouche : **Lightroom Mobile**

✨ Na téléphone aza no ampiasaina, azo atao tsara ny mahazo résultat propre sy professionnel rehefa voakarakara tsara.

📩 Mila retouche photo na création visuelle? Alefaso message privé.


📺 Série à découvrir : FROMSérie iray mety ho tian’ireo olona mankafy tantara misy mystère sy suspense.Raha mitady conten...
23/08/2026

📺 Série à découvrir : FROM

Série iray mety ho tian’ireo olona mankafy tantara misy mystère sy suspense.

Raha mitady contenu vaovao hojerena ianao, dia azo ampidirina ao anaty lisitrao i FROM.

💬 Ahoana ny hevitrao momba ity série ity?
Avelao ao amin’ny commentaire ny avis-nao.

“Version française en commentaire 👇”

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nir'aina Andriamisaina, Hasina Rakotoarimanana, Nosy Mamiko, Ruffine Arimalala...
22/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nir'aina Andriamisaina, Hasina Rakotoarimanana, Nosy Mamiko, Ruffine Arimalala, Roo'jh Volana, Jessicah Joaquina, Jaclin Randria, Yannick Laur'ice, Maman'izy Dahy, Koloina Christianah, Tombozamary Chrystophine, Jean Lucien, Mii Minaah, Liantsoa Nandrantofitahiana, Fanja Laura, Nambïntsü Nie, Eliace Hanitriniaina, Cac Tus, Nirina Fisandratana, Nah Kely Nah, Mieh Holiarisoa, Lily Cruz, Stien Seba

🤖 Fantatrao ve fa afaka manampy anao amin’ny zavatra maro andavanandro ny IA?Ireto misy zavatra 3 azonao atao aminy:✅ Ma...
20/08/2026

🤖 Fantatrao ve fa afaka manampy anao amin’ny zavatra maro andavanandro ny IA?

Ireto misy zavatra 3 azonao atao aminy:

✅ Manoratra CV sy message haingana
✅ Mahazo hevitra business sy contenu
✅ Mianatra zavatra sarotra amin’ny fomba mora kokoa

💡 Ny tena zava-dehibe dia ny mahafantatra ny fomba hanomezana instruction mazava azy.

📩 Raha mila torohevitra na tutoriel momba ny IA ianao dia alefaso message privé.

🚀 Lantomanantsoa Smart Hub
Smart Content. Smart Life.

🇫🇷 Version française dans le premier commentaire.

📸Street Portrait Cinematic | Mahajanga 🇲🇬Golden hour, street vibes ary cinematic color grading. 🌅🎬Indraindray smartphone...
15/08/2026

📸Street Portrait Cinematic | Mahajanga 🇲🇬

Golden hour, street vibes ary cinematic color grading. 🌅🎬
Indraindray smartphone iray sy Lightroom fotsiny dia ampy hamoronana ambiance hafa tanteraka.

📍 Mahajanga, Madagascar
📱 Shot on OPPO Reno4 Z 5G
🎨 Edited with Adobe Lightroom

Capture the moment. Create the mood. ✨

👉 Suivez la page fa ho avy tsy ho ela ny tutoriels momba ny fampiasana Lightroom Mobile, manomboka amin’ny réglage tsotra ka hatramin’ny Cinematic Color Grading. 📱🎨🔥


Portrait Cinematic x LightroomSary tsotra, fa rehefa ampiana cinematic color grading ao amin’ny Lightroom dia miova tant...
15/08/2026

Portrait Cinematic x Lightroom

Sary tsotra, fa rehefa ampiana cinematic color grading ao amin’ny Lightroom dia miova tanteraka ny ambiance. 🎬✨
Blue sky, warm skin tone, contrast lalina — izay no manome an’ilay cinematic portrait look.

📱 Shot on OPPO Reno4 Z 5G
🎨 Edited with Adobe Lightroom

Address

Ambato Boeny
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lantomanantsoa Smart Hub posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share