03/03/2026
MZE Petera Académie Football
� Académie de football pour jeunes talents. Discipline • Passion • Performance
03/03/2026
MZE Petera Académie Football
17/01/2026
Nafana ny lalao ara-piralahina ny alakamisy lasa teo izay nifanandrinany tao Stade Rabemananjara
⚽⚽⚽ Rs Ålsįnøt
⚽
⚽Celin
Équipe tsika MZE PETERA FC 05 Vs 03 Ma Star
Izay nampisehoany zandry Kely tsika
👉Vononana hantrany
Ao anatiny fanamboarana tanteraka isika Zao vonona fona🙏💪⚽
Fintina sary s video Kely taminy lalao androany⚽💪
10/01/2026
MZE PETERA FC
nitohy ny lalao ara-piralahina androany sabotsy
MZE PETERA FC 07 Vs FC 00 Bombarde
Nampiseo lalao mahafinaritra sy fahavononana
Ary fanatanterahina ireo technique feno fasahina atraminy farany ny mpilalao tsika
But- Stanio 3
But- Alsino 2
But- Léonce 2
Mitohy ny ezaka Ary Mbola misy ny arenina sy fanatsarana
Alefa MZE PETERA FC 💪⚽🙏
10/01/2026
MZE PETERA FC
Nivoka ho mpandresy ny mpilalao tsika rehefa nanao lalao ara-piralahina nanoloana ny
👉FC FULL CONTACT 01 Vs MZE PETERA FC
But Celin Capitaine 21"
But Alsino 41"
But Léonce 61"
Na tao anatiny afanana tanteraka aza ny mpilalao Dia hita sy nampiseo fahavononana sy fahamatorana Ary technique teny Ankianja.
Mbola betsaka ny lesoka Mila arenina fa vonona handray s Haka izan ireo mpilalao tsika Ary efa nasehony izy ireo tam lalao fanomanana.
Alefa MZE PETERA FC
🎉⚽ TONGASOA ETO AMIN’NY MZE PETERA ACADEMIE FOOTBALL ⚽🎉
Akademia ho an’ny mpilalao matihanina sy mpankafy baolina kitra 💪🔥