MORO club ambodiadabo

MORO club ambodiadabo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MORO club ambodiadabo, Sports Team, Ambodiadabo, Maroantsetra.

HAPPY BIRTHDAY RACAP🍾⚽🎉 Joyeux Anniversaire ATTAQUANT POLYVALENT  Olidain Gilbert  ! ⚽(Dit OL7)Andro manokana ho an’ny i...
31/08/2026

HAPPY BIRTHDAY RACAP🍾⚽
🎉 Joyeux Anniversaire ATTAQUANT POLYVALENT Olidain Gilbert ! ⚽(Dit OL7)

Andro manokana ho an’ny iray amin’ireo mpilalao manan-danja ao amin’ny androany.
Ny ekipa sy ny fianakaviana manontolo dia mirary fahasalamana ho anao , fahombiazana ary fandresena maro eny an-kianja sy amin’ny fiainana.

Enga anie ity taona vaovao amin’ny fiainanao ity hitondra goal maro, victoire maro ary moments de gloire miaraka amin’ny ekipa.

🔥 Mirehareha manana joueur toa anao ny .

🎂 Bon anniversaire Olidain Gilbert🍾
⚽ Continue à briller sur le terrain.

FÉLICITATIONS 🎉 milieu du terrain manandaja ao amin'ny MORO CLUB AMBODIADABO LUCIENDO 🎉 miarahaba anao zahay namanao jia...
17/08/2026

FÉLICITATIONS 🎉 milieu du terrain manandaja ao amin'ny MORO CLUB AMBODIADABO LUCIENDO 🎉 miarahaba anao zahay namanao jiaby ato @ CLUB TONGAVA AMIN'NY TANJONO HIRIGNY👊🎉

FÉLICITATION   ZAY VEHIVAVY TSY MBA MAGNARY NY CLUB AMINY FITIAVANY PAPA NAZY IZY ZANAKA NY PRÉSIDENT NY CLUB  NY TEAM M...
17/08/2026

FÉLICITATION ZAY VEHIVAVY TSY MBA MAGNARY NY CLUB AMINY FITIAVANY PAPA NAZY IZY ZANAKA NY PRÉSIDENT NY CLUB NY TEAM MORO_CLUB_AMBODIADABO DIA MANOME VONINAHITRY ANAO AMINY ZAO FAHAFANAO FANANDINAM_PANJAKANA BACCALAURÉAT ZAO ENCORE FÉLICITATIONS 🎉
: 👊

MAKASITRAKA ANAREO NAGNOTRONO ZAHAY🙏🏻✊ ✊ 👊⚽🙏🏻
16/08/2026

MAKASITRAKA ANAREO NAGNOTRONO ZAHAY🙏🏻✊
✊
👊⚽🙏🏻

MBO ho fanomanana ny saison 2026/2027 dia ny MORO club ambodiadabo dia manomana hetsika fitadiavam_bola aminy samedi 15 ...
11/08/2026

MBO ho fanomanana ny saison 2026/2027 dia ny MORO club ambodiadabo dia manomana hetsika fitadiavam_bola aminy samedi 15 août 2026 h av zao Mikarakara baliny lehibe zay atao eto antoerana hiana ka manasa atsika vaohoaka manodidina ny tanana mba hanotrona zay fety mbo hikarakarainay zay matoky ny fahatonganavanareo izahay 👊🎼

  MORO club ambodiadabo ❤⚽👊
12/07/2026

MORO club ambodiadabo ❤⚽👊

Address

Ambodiadabo
Maroantsetra
512

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MORO club ambodiadabo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category