VL6H

VL6H

Share

327196664

28/06/2020

Mon LABEL 💪💪💪💪🏼💪🏼💪🏼🇲🇬

26/09/2019

Rahampitso vao mangiran-dratsy no handao an'i Madagasikara ry Théodin sy ny Fosa Juniors FC izay ahitana mpilalao miisq 20 ary mpanaradia 6 miaraka amin'ny mpanazatra.
Ny tolakandron'io ihany ,amin'ny 2ora30 no higadona ao Lubumbashi izy ireo ka hifantoka tanteraka amin'ny lalao miverina amin'ny TP Mazembe.
Ireto farany izay manatena fatratra ho afaka mora,ny Malagasy izay efa nanamboatra ny sainy ary tsy hikosy maso mena eo anatrehan'ireto Congolais ireto.

Ny Asabotsy amin'ny 3ora30 any an-toerana izany hoe ora mitovy amin'ny hanombohan'ny lalao ny Alahady ao amin'ny kianjan'ny Frederik Kibasa no hitsapa kianja ny mpilalao Malagasy.
Tsara moa ny ahafantarana fa tara ora 1 amin'ny eto Madagasikara ny ora any an-toerana.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Nosy-Be?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address

Www. Villa6heuRue Com
Nosy-Be