11/10/2022
Allô allô !!! 📢
Ity indray ny hetsika manaraka.
Sabotsy 15 Octobre 2022 ny fotoanantsika.
Manasa ny rehetra na kely na lehibe ho avy eo @ Boulodrome KITRANA Antsofinondry Sabotsy Namehana..
Tongava maro...
30/08/2022
Salama daholy!!Hisy hetsika ho karakaraina ts ho ela eto@ kianja antsika ka mangataka laharana izay efa pilalao atr@zai sy izay maniry ilalao aty na commentaire mba afahan mizara izany
Toerana:antsofinondry Sabotsy namehana
14/06/2022
Plan ho anizay mbola ts mahita boulodromme kitrana
10/06/2022
Mitongava daholy tsy misy akanavaka
30/05/2022
Concours Doublette équilibré spécial amateur.
Ouvert pout tous !
Manasa anareo tia ny taranja na mankafy ho avy, sabotsy ho avy zao ny fotoanan-tsika 👊
Info : 0342533191
23/05/2022
Ho any amateur rehetra any ambadimbadika any(alakamisy zao)
Info:0342533191
19/05/2022
Ho anizay ts lasa bira sy tia manalazy rehetra,faly mandray anareo fon izahay
Info:0342533191
16/05/2022
Miverina normal isaky Samedi isika
Mitongava daholy izay afaka
Info:0342533191