Mpiandalana 123

Mpiandalana 123

Share

Mpiandalana Sampana mena 123ème Ebenezera. Fileovana IADIAMBOLA

Photos from Mpiandalana 123's post 27/08/2025

1)Mamika mafy izahay miaritra hafanana mahamay
Maika ho tonga an-dasinay hilalao
Mavitribitrika ery, faly ravo miara-dia
Fa andeha hiriaria an-dasy ao

Ref: hira rodo be no ventesinay re ka faly ery
Ka samy mihira hoe : ry lasy maminay tokoa
Toa midoboka ny fo Faly ao anatiko ao ahitanao.

Photos from Mpiandalana 123's post 18/08/2025

🏕️ LASY FINIAVANA 🏕️

👌Nanainga anio Alatsinainy ny Mpiandalana 123 eto amin'ny FLM Ebenezera Sabotsy Namehana fileovana Iadiambola.

👉Ny soratra masina entina miaina mandritra ozany lasy izany dia ny hoe “ misaora an’I Jehovah ry fanahiko ary izay rehetra ato anatiko misaora ny anarany masina” salamo 103:1

🚩 Ny toerana hilasiana : Besimpona Manambato

21/07/2025

Mirary soa ho an'ireo Mpiandalana rehetra miatrika ny BACCALAURÉAT ☺️

01/07/2025

Firaisan_kina/Fahaiza-manao /Finiavana

26/06/2025

🎉Toy izao ny filaharan'ny valin'ny Tour SabNam 🎉

Izahay mpiandalana sampana mena 123 ème Iadimbola dia misaotra anareo rehetra izay nandray anjara. Raha misy fanamarihana dia mandefasa hafatra miafina mahakasika ny ora sy rang.

Raha misy toro-hevitra azo hanampiana sy hanatsarana dia mandray izahay.

23/06/2025

⛔PROGRAMME JOUR J⛔
Programme Tour SabNam :
- 6h 45 à 7h 14 min: fandraisana ireo vola sy inscription farany eo amin'ny Juventus
- 7h 15 min: fizarana ny Dossards ey pointage
- 7h 45 min: fanamarihana samihafa (briefing)
- 7h 50 min: échauffement
- 8h 00 : depart

Tsara hatrany ny mamerina fa eo amin'ny terrain Juventus Sabotsy Namehana ny départ ny hazakazaka Tour SabNam.

Bonne course daholo🏃‍➡️

Photos from Mpiandalana 123's post 23/06/2025

🎉Hazakazaka 16 kilométre (tour de SabNam) 🎉

👌📢Ireto no lisitr'ireo mpandray anjara amin'ny Tour SabNam🏃🏽‍♂️

Raha toa ka misy ny fanamarihana dia aza misalasala mandefa hafatra ato amin'ny pejy.

Marihana fa mbola mandray hatrany izahay 🌟

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Sabotsy-Namehana?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Address

Sabotsy Namehana 103
Sabotsy-Namehana