MAdatan Fitness CLUB - MFC

MAdatan Fitness CLUB - MFC

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MAdatan Fitness CLUB - MFC, Sport & recreation, Antanifotsy I, Sambava.

02/12/2024

Vonona andray anao🙏🙏🙏

Tongasoa ny volana Décembre🌲
Hoavy ny fety fa andao hikarakara bika 😊
👉Misokatra :
-Alatsinainy ➡️Asabotsy
➡️08ora alina
👉Tarif séance na abonnement Efa miaraka amin'ny coach
👉Matériel complet

07/11/2024

Asina ambiance rehefa mikotrana 💪💪💪♥️♥️♥️

21/10/2024

Misaotra aminy fahatokisana fa nahita résultat izy 🙏🥰
Madatan Fitness Club dia manampy ho any rehetra😊

15/10/2024

Bonjour les équipes MAdatan Fitness CLUB - MFC ♥️

Photos from MAdatan Fitness CLUB - MFC's post 12/09/2024

Bonjour bonjour
Misaotra betsaka ooooo 🥰🥰🥰
Toerana tsy sarotra hita Antanifotsy I raha mila fanazavana fanampy dia 0327085830

02/09/2024

Salama ooo
N'a 12h fotoana nao malalaka tsy manino fa miandry anao zahay ato aminy Madatan Fitness Club

19/08/2024
Photos from MAdatan Fitness CLUB - MFC's post 19/08/2024

Salama oooo
Herinandro vaovao zao Dia mila hery vaovao koa ny vatantsika

Photos from MAdatan Fitness CLUB - MFC's post 16/08/2024

Ao anatiny vatana salama no misy saina milamina♥️♥️
Merci coach fa ......💪💪💪

15/08/2024

Salama oooo
Misokatra fo atsika niany ai

14/08/2024

Antanifotsy I ny toerana misy azy ho anao izay mbola tsy mahafantatra🥰

14/08/2024

Présent fanoro amby reto💪💪💪 Merci 🙏🙏

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Sambava?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Antanifotsy I
Sambava