Hi say you
WATSA WATSA
Evènement culturel pour des associations des jeunes dynamique à Madagascar afin de lutter contre l
18/03/2023
🏀🏀🏀 TONGA IZTY KA ANAREO ÉQUIPE NO ANDRASANAY HANDEFA MP NO SADY HIRESAKA MISY2 KOKOA MIARAKA AMIN VAHOAKA 🏀🏀🏀
Ndao ary oooh 🥰, STADE 🏟 PRESTIGIEUX ANKATSO II, ……Misokatra ny Fisoratana anarana ka NDao ndray agnano ambiance OPEN 🏋🏼🏋🏼🏀🏀
Partagez et Abonnez-vous pour les infos à venir
16/03/2023
LOADING……AVANT GOÛT 👅 HOAV ATSIKA MP DIRECTEMENT 🇲🇬🇲🇬🥰❤️🔥
16/03/2023
RENDEZ-VOUS CE WEEK-END POUR LA SORTIE D’ANNONCE D’INSCRIPTION , Notre Prochaine rendez-vous mois D’Avril 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤️❤️❤️
STADE PRESTIGIEUX ANKATSO II,
4B-Squad Production
LeBégé Mcco Boybad
𝐌𝐄𝐃𝐈𝐀 𝐏𝐢𝐱𝐞𝐥𝐌𝐄𝐃𝐈𝐀 𝐏𝐢𝐱𝐞𝐥 - 𝐏𝐫𝐢𝐦𝐨 𝐍𝐞𝐲𝐫𝐚 𝐁𝐄𝐅𝐎𝐓𝐒𝐘𝐏𝐫𝐢𝐦𝐨 𝐍𝐞𝐲𝐫𝐚 𝐁𝐄𝐅𝐎𝐓𝐒𝐘
Manolotra salle de réception Malalaka tsara.
Afaka mandray isanandro. Isanandro
Tana. AMBOHIPO
0383295436
0329118143
0325333793s
SALAMA ABY OOOH !!!
Ela2 Tsy heno2 tsika zay an???
Aoonaaaaaa ??? Efa vonona ve ??🇲🇬🥰😍
10/01/2023
Eto anatrehan'ny fokon'olo ny hialanay tsiny nohony fahatarana amin'ny rapport satria nandalo olana kely ny WATSA WATSA teo amin'ny resaka fitaovana raki-tsary!
izay no ela fa, NY COUPE AOMBY 1ER EDITION 2022 Dia lasan'ny zareo avy any atsimo MENABE BAOBAB raha ohatra ka nihaona t@ Distric D'Antalaha izy t@ lalao famaranana in-3 mihataona......
teo amin isa roa no ohatra no nandresen'ny MENABE ny ANTALAHA raha teo amin'ny fiverenanany lalao!!!
ka eto izahay dia mitoraka vonin-kazo hoa'ny zareo MENABE sy ny STAFF ARY RAD rehetra nandray anjara t@izany. tsy adinonay koa misaotra anareo ekipa rehetra nandray anjara nandrafitra ny lalao ntsika, eo ihany koa misaotra ny ekipan'ny WATSA WATSA , Resolution Z Izay niara nikiry nahandro ka nahamaska! tsy vita sady TSY Natsiro moa izany raha tsy teo ianareo SPECTATEURS avy @ FARITRA maro samy hafa manaraka tsy tapaka anay, mankasitraka tompoko ooooh👏👏👏👏👏 .🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
teo ny AMBIANCE , ALAHELO , FOUTRAGE SNS..... ireny marika fa mpankafy SPORT ISAKA REHETRA. tampitra iny taona 2022 ka manao bonne et heureuse année anareo rehetra izahay tratran'ny 2023 sy ny taom_pilalaovana vaovao..... ka hoy izahay hoe :
MBAOLATSARA EEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEE😍😍😍😍
18/12/2022
BADGES DE SUPER FAN ❤️🥰🥰🥰❤️❤️❤️❤️❤️
Ireto kosa zareo nahazo GODRO2 GAMANTA Gamanta badge de Super Fan WATSA WATSA izay niarahan-tsika tamin Resolution Z https://www.facebook.com/profile.php?id=100063857361421 ... Ka identifié izy rah fantatrao de aza adino mizara sy mi abonné..
Ka hoy izahay avy amin'ny organisation WATSA WATSA hoe :'' miarahaba ianareo telo mianadahy izahay WATSA WATSA ho tratran'ny taom-baovao de ho salama vatana tsy aharary 🥰🫡🫡🫡❤️❤️''.
Numéro azahoagna Watsa watsa
: 0347717737 / 0327062325
18/12/2022
Araka ny fanantenana nataonay dia ity ny lehilahy nahazo ilay GODRO2 GAMANTA Gamanta izay niarahan-tsika tamin WATSA WATSA sy Resolution Z https://www.facebook.com/profile.php?id=100063857361421 Dia identifié nareo izy raha sendra ato dia partagé Max ilay sarin'ny zaza lalahy 🫡🫡🫡🫡🫡
Ka hoy izahay avy ato amin'ny WATSA WATSA hoe : '' Félicitations Monsieur William ''...
Numéro afahana mahazo Watsa watsa
: 0347717737/ 0327062325
18/12/2022
Mizara roa ny fizara GODRO2 GAMANTA
De 1 : ilay activités Resolution Z
De 2 : badges de SUPER FAN
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Tananarivokely
101