26/11/2025
Nohon'ny fangatahany ny be sy ny maro dia ahemotra @ 20 décembre ilay fifaninana Izay atao ETO Miami
Ts miova ny fitsipi-dalao ka manentana ireo Izay Mbola vonona andray anjara fa misokatra foana ny fisoratana anarana atramini 16 décembre
📲 Contacts : 034 39 349 42 / 038 69 213 75
📘 Page Facebook : MIAMI GYM BY Lion Force
11/11/2025
🔥 CHALLENGE MIAMI GYM BY LION FORCE 🔥
Tu maîtrises les exercices au poids du corps ? 💪
C’est le moment de prouver ta force et ton endurance !
📅 Date : 29 novembre 2025
📍 Lieu : MIAMI GYM, Toamasina
💰 Participation : 5 000 Ar
🎟️ Entrée salle : 2 000 Ar (Vavahady Musculation)
🕓 Inscriptions ouvertes jusqu’au 25/11/2025 !
🏆 Viens relever le défi et montrer ce que tu vaux !
💥 Challenge organisé par MIAMI GYM BY LION FORCE
📲 Contacts : 034 39 349 42 / 038 69 213 75
📘 Page Facebook : MIAMI GYM BY Lion Force
29/06/2025
👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋
Efa misasaka sahady zay ny taona 🫣😬 Tena hoe vetivety mintsy, betsaka ny zavatra vita nefa maro koa ireo mbola tsy vita sy mbola tiana ho atao sns…
Eto alo dia resaka kotrana no asina teny kely eeh‼️
Maro no nametraka tanjona ( ) t@ty taona ity ary efa misy t@izy ireo no Efa afapo t@zay tanjona napetraka izay.
Misy ihany koa nefa ireo Efa niezaka fa mbola tsy afapo fa mbola ao anatin’ny ezaka hatrany
Eo koa nefa ireo nanana Vao nanomboka ny taona fa dia mbola tsy tafanomboka mintsy hatramin’izao eeeh‼️😬😬😬🫣
Mbola tsy tara nefa enao izay mbola tsy nanomboka sy izay mbola vao mieritreritra ny hikotrana eny fa na dia ireo Efa nahatratra tanjona aza mila manoy hatrany satria mbola manana 6 mois be zao Vao tapitra ity taona ity
Ny rehetra dia vonona hatrany anampy anao
- Pour votre santé
- Musculation
- Fitness
- Remise en forme
- Ventre plat
- Body step
- Cardio
- Diet
☎️ +261 34 25 013 69
11/06/2025
🎉🎉🎉
sahady 🫢 ndao asitsika mintsy alo
Ho fankalaza ny faha ny ny farany herinandro ho avy izao dia ho avy ny ny avy aty hiaraka anafana izany izany
Ny Samedi 14 @ 6ora ariva dia hisy ary hisy fanentanana isan-karazany
Paf: 5000ar
MIAMI_Gym_Tamatave
☎️ +261 34 25 013 69