01/09/2026
Tournoi Fiavana Stadium Barikadimy
Lalao, fifaninana baolina kitra kianja fasika '' Foot â 9'' eto Tamatave izay hifaninan' ny équipe maro ary efa samy manana ny lazany
01/09/2026
28/08/2026
Dernier jour de la phase de poule
Ne ratez pas notre RDV
21/08/2026
Salama daholo isaka mpanaraka ny tournoi FIAVANANA e
Efa hamaramparana ny phase de poule ntsika izao e
13/08/2026
Mitohy ihany ny lalaontsika
Efa hotapitra tsy hoela ny phase des poules
Ireto indray ny hiakatra kianja @ lahady
07/08/2026
Hialana tsiny fa tara kely
31/07/2026
Changement kely
31/07/2026
Salama daholo e
Tsy b koragna fa ty ndraika fandaharagna magnaraka e
24/07/2026
Salama daholo!! Mitohy hatrany ny phase de poule
17/07/2026
Hialana tsiny kely @ le fahatarana
🙏 Hiangaviana antanan-droa ny reste an le droit d'inscription
09/07/2026
Salama daholo e!
Ty ndray le fandaharam-dalao @ dimanche le 12 Juillet a
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Toamasina