23/10/2025
🏀 Aza adino fa efa @ asabotsy 25 octobra 2025 izao ny fifidianana izay ho filohan'ny section eto Toamasina 1.
Ka manentana antsika clubs rehetra eto Toamasina mba ho tonga anao ny adidiny.
🏀 NB mitondra :
- certificat de conformité.
- Procuration atao am membres exécutif raha tsy afaka ny président du club
- CIN
22/07/2025
CHAMPION RÉGIONAL VÉTÉRAN 2024-2025
07/06/2025
Antsika Bandy Tiarah ( A . B . T )
🥃🏀🍻
Eo ihany ny Basket , fa ny Firalahina , Fifankatiavana , Firaisankina no mahampiavaka ny maha A B T antsika rehetra.
Nb : A B T dia tsy mialonjafy , fa Antsika TAMATAVE
Mankasitraka zalah
Mario B'loha Coiffard Felicien Randriamananoro Alain Gerard Guy Alain Modeste Yambe Eddy Rakotonirina Dedera Ediarimalala Lovatiana Elie Andriamasy Jenny Dinah Lalainiriantsoa Hery Mick Tamby A Ramanoelina Feno Ramerison Dina Anthonio Didier Selykely Dona Toto Antonio Tombo Bax Herman Beti Ana Inamoy Rivoniaina Paulson Gerard John Wicman Michel Fredo Ny Ando Rajoelimanana Paul Careine Tanantsoa Berthmond sns....
04/05/2025
Misaotra ny Président minamagna sy ireo staff rehetra, misaotra an'ireo vady aman-janaka izay nanontrona sy nanohana t@ iny section iny, misaotra an'ireo joueurs rehetra. #à
04/05/2025
Fiarahana misakafo avant Final