Gasy mpakafy kitra

Gasy mpakafy kitra

Share

Tongasoa ato amin'ny pejy Gasy mpakafy kitra

04/09/2026

🔥Man United sy CR7 tamin’ny prime-ny 2008/2009: masterclass tsy hay hadinoina nanoloana an’i Chelsea! 🐐⚽

03/09/2026

🔥 😳❌ IREO TRANSFERTS NIANJERA TAMIN’NY FOTOANA FARANY!

Ireo kintana lehibe ireo dia saika nifindra tany amin’ny klioba hafa, saingy rava tampoka ny fifanarahana. 😱⚽

🇧🇷 Neymar → saika Real Madrid
🇵🇹 Cristiano Ronaldo → saika Manchester City
🏴 David Beckham → saika Barcelona
🇪🇸 David de Gea → saika Real Madrid
🇦🇷 Lionel Messi → saika Manchester City
🇨🇴 James Rodríguez → saika Atlético Madrid

🤯 Raha tanteraka ireo transfert ireo, mety ho hafa tanteraka ny tantaran’ny baolina kitra!

👉 Iza amin’ireo no tena nampalahelo anao indrindra? 👀🔥

03/09/2026

🚨🔥 MOURINHO MAMPITANDRINA NY REAL MADRID! 🤍

🗣️ “Mila Real Madrid tena matanjaka isika rahampitso. Raha tsy izany dia tsy handresy!” 😳

⚠️ Nilaza mazava i Mourinho fa ho lalao tena sarotra izany. Mila mifantoka, miady ary mampiseho ny heriny hatramin’ny farany ny Real Madrid! 💪🔥

🤍 HALA MADRID!

03/09/2026

🚨🤍 CUCURELLA, TENA ANKAFIZIN’NY VESTIAIRE-N’NY REAL MADRID! 🔥

💥 Araka ny Diario AS, dia tena tian’ireo mpilalao ao amin’ny Real Madrid i Marc Cucurella.

🤝 Manana fifandraisana tsara amin’ny rehetra ao amin’ny vestiaire izy, ary tena mifandray tsara amin’ireo mpiara-milalao aminy. 🤍

🗞️ Diario AS

02/09/2026

🚨🤍 LEWANDOWSKI: “MATANJAKA KOKOA IZAO NY REAL MADRID!”

🗣️ Robert Lewandowski, mpanafika taloha an’i Barça, dia nilaza tamin’ny AS fa mihamatanjaka ny Real Madrid noho ireo mpilalao vaovao sy indrindra ny fahatongavan’i José Mourinho.

🔥 « Matanjaka kokoa izao ny Madrid miaraka amin’i Mourinho. Mety ho tena matanjaka izy ireo amin’ity vanim-potoana ity. »

😳 Na izany aza, hoy ihany izy: “Izaho dia mbola miaraka amin’i Barcelona foana.” 🤍💙❤️

📌 Loharano: AS

02/09/2026

🚨🔥 MOURINHO MIDERÀ AN’I CAMAVINGA! 🤍🇫🇷

🗣️ José Mourinho momba an’i Eduardo Camavinga:

«“Eduardo Camavinga, zazalahy izay tsy dia ankafizin’ny olona loatra, dia nanao lalao TENA LEHIBE.” 👏🔥»

🤍 Mazava ny hafatr’i Mourinho: namaly teny teny an-kianja i Camavinga! 💪🇫🇷

👀🔥 Camavinga tsy miteny betsaka… fa ny talentany no mamaly! 🤍

02/09/2026

🚨🔵🔴 GABRIEL JESUS: “TSY TONGA ETO AHO HIANATRA!” 😳🔥

🗣️ Gabriel Jesus tamin’ny fanolorana azy tao Barça:

«« Manana ny fahaizako aho. Tsy tonga eto aho hanatsara azy ireny, satria efa tena tsara izy ireny. »»

😳🔥 Fahatokisan-tena sa sahisahy loatra?
💬 Ahoana ny hevitrao?

02/09/2026

🚨🔥 MOURINHO HO AN’I MESSI : “TSY HO MITOVY INTSONY NY BAOLY KITRA…” 😢🇦🇷

Taorian’ny fanaovam-beloma an’i Lionel Messi tamin’ny ekipam-pirenena Arzantina, tsy nangina i José Mourinho. 👀

🗣️ “Mamirapiratra sy tsy hay hadinoina ny dianao iraisam-pirenena.” 🤍

Niaiky i Mourinho fa hisy banga lehibe eo amin’ny baolina kitra rehefa tsy eo intsony i Messi miaraka amin’i Argentina. 🥹⚽

👑 20 taona niarovana ny lokon’i Argentina.
🏆 Copa América 2021
🏆 Mondial 2022
🏆 Copa América 2024

Misaotra, Leo. Tsy ho adinoina mihitsy ny tantaranao. 🇦🇷🐐

01/09/2026

🚨🔵🔴 BREAKING — TAPITRA NY MERCATO-N’I BARÇA! 🔐🔥

Nohamafisin’i Deco fa TSY HANAMPY MPILALAO VAOVAO INTSONY ny Barcelona! 👀

💰 Gordon — 80M€
🇩🇪 Adeyemi — 29M€
🇧🇪 Bisiwu — 8,5M€
🇵🇹 Cancelo — Maimaim-poana
🇪🇸 Rodri — 70M€
🇭🇷 Livaković — 4M€
🇧🇷 Gabriel Jesus — 14M€

🔥 Ho anao: firy/10 ny naotinareo amin’ny mercato-n’i Barça? 👇

01/09/2026

🚨🤍 VITA! MANUEL ÁNGEL LASA ANY FULHAM! 🔥

💰 8M€ no azon’ny Real Madrid tamin’ny fivarotana an’i Manuel Ángel.

Fa tsy tapaka tanteraka ny fifandraisana! 👀

🤍 Ny Real Madrid dia mbola mitazona 50% amin’ny zon’ilay mpilalao, ary manana laharam-pahamehana hividy azy indray raha misy fotoana mety.

🔥 Midika izany fa raha mamirapiratra any Fulham i Manuel Ángel, mbola afaka mahazo tombony be aminy ny Real Madrid!

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Toliary?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Mangily
Toliary